MANENTANA NY FOIBE ISANY TGV FA MITADY VOTOTRA NY TETEZAMITA

1. TEGEVE ( 10/03/2009 18:00)
anaka isany ,foibe isany,ny mpitolona isany,tompokolahy sy tompokovavy aoka hijanona daholo ny fandrombana fa tsy maintsy mifampiraharaha @ fitondrana isika , mety tsy ho azontsika ny tetezamita raha tsy voavaha haingana ny raharaha (l) (l)
novalian'i xxx ny 11/03/2009 03:22
2. xxx ( 10/03/2009 23:50)
efa ho avy ny miaramila ry vahoaka fa tsy mahay miajna ny mpitondra antsika,mbola samy be hambonpo foana ,dia ho lalaovin'ireo mpanao politika lava eto foana ve isika ,ampy izay fotoana izay fa raiso ny andraikitraeo miaramila mpiaro ny vahoaka tompoko
3. xxx ( 11/03/2009 03:22)
Ampio kely ndray le fotoana fa fohy loatra é,izany no resaka farany teo,korontana efa ho telo volana ve dia vita telo andro , mifanaraha ianreo hoy ny miaramila fa 72h ihany no ady eo,mbola mandeha ny ady hevitra

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2644