Niova dinika any amin'
1. andrywui
(
10/03/2009 17:02)
Tsy de misy tazana firy tsony ry lerony fa de lasa nifindra lasy nangoron'entana nakany ami'ny "mitady tonokira",bizna serasera",resa-dehilahy..."sisa no mamatrapatratra any !!! ha ha ha ha !!! ngah misy maninnna anareo leretsy ato a!!!!! toko anay tsa misy miteny anyiii !!!!!! miverena aby mo aloh fa anay any tsary ranon'ikopa ry zalah e!!! hih hi hi hi !!!! ao fa hiombona ary ee!! ao fa hanao mpinamana daholo fa tsy hanalanay tsony laisany fa miverena aby letsy a!!!! ha ah ah ah ah !!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
:-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =))
novalian'i xxx ny 11/03/2009 08:03
2. andrywui
(
10/03/2009 17:05)
Ireto aby ireo lisitra lasa ninga tato === penguin , molota , ngohia (tazakokely teo omaly) ,fozaorana , mirana (vao teo ko vvao hitako ) Noue (vaoeo ko vao tazako teo fa asa taiza ) , batista ,zama91 , pimaso,klitika ,...... de miverena aby ary !!!!!
4. andrywui
(
10/03/2009 17:23)
slt letsy ba.... zama91 !! aona lety ! angah ra ho azon'ny TGV zany ny fitondrana de ny forum no tsy hidirana intsony !!! ?? tandremo an !!!! tongava daholo fa eto ary no mba ahitana anlasany oe mahery tsara fa tsy mitanondrika !! efa momana ny miaramila izao hanapa kevitra farany amizay oe ny TGV no hitondra ny tanana aloha fa ra8 be avonavona be loatra ka tsy mety hiresahana akory aza ! ka fifanakalozankevitra zany defa ts misy tsony fa ny fiafarana no andrasana izao !!!!
5. xxx
(
10/03/2009 17:25)
takitika daholo lesy ireny ra wiwi an,mody midimission aloha ny minisitrin'i la defense dia hiverina eo amin'ny izay ny tena vrai militaire ary ireny mutin ireny any tsiafahy daholo a moins ka hoe hangataka asil any france alohan'ny fotoana
6. xxx
(
10/03/2009 17:26)
HIHIHI ary ny akamanty ray ry ary to tsa hita tsony ko iza moa , kidoropamaba :-D :{ fa tena may marina ve lery e! fa omena 72 h ilahy ry wiwi a! mandihy ela nefa tsy afatavony
7. andrywui
(
10/03/2009 17:29)
kay ve letsy !! de hiaraha mahita eo any letsy zany 72h zany ko !! anay mo haninnn fa de hiandry anzay zany ko !! fa atasio kosa tsisy ninonn apres anzay fa de mahamay elaisany !!!
8. sitlo
(
10/03/2009 17:30)
Mba misy atao ny olona koa. Koa raha tsy hoe manakorotana ara-politika i Andry TGV dia handeha hanaraka izay ataony isaka ny olona koa.
Farany dia ny toerana angerezany aza mety iadiana hevitra.
Io ilay tenenin'i lemenakely hoe: toa lasa extremisme sy fanatisme be ilay gasy.
Farany dia ny toerana angerezany aza mety iadiana hevitra.
Io ilay tenenin'i lemenakely hoe: toa lasa extremisme sy fanatisme be ilay gasy.
9. zama91
(
10/03/2009 17:36)
aleo aloha ho tapitra ny 72h,dia avy eo indray mifanazava e,satria ho betsaka ny tsy hampoizina hitranga eo e
10. TEGEVE
(
10/03/2009 17:40)
anaka andrywui manan-katao daholo ny olona ,ary ataovy ny tolona fa aza mirediredy eo (l) (l)
12. andrywui
(
11/03/2009 07:53)
hoy xl
Ny (Tim) mpanakorotana manesika ihany ??
xl [ Valio ] 10-03-2009 19:38:04
Lohateny : Re : Niova dinika any amin'
"ny vahoaka mody voky fa ny mpanakorontana manesika ihany"
Ny (Tim) mpanakorotana manesika ihany ??
13. xxx
(
11/03/2009 08:03)
mbola mivory eny mahamasina doly r'zalah ry andrywui à. fann r'lerony fa navelan'ra pds eto, lery lasa ni-pà any morisy :lol: :lol: :lol: :lol:
