Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nyavo2000 ( 11/03/2009 13:21)
VADY AMANJANAK'IREO CAPSAT: OMEO NY LISITRA
RAHA TOA KA MAMPIASA HERY AMIN'NY VAHOAKA NY CAPSAT DE TSOTRA NY SOSO-KEVITRA, IZAY OLONA REHTRA AFAKA MANOME VAOVAO MIKASIKA NY MIARAMILA MPIOKO MANOMBOKA @ LE COLONEL Noel RAKOTONANDRASANA HOE AIZA... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:58
essera ( 11/03/2009 13:13)
Aoka izay ry zalah fa aza miady intsony. Kony a !!!
Aza ilay olona mihira sy ny fironany amin'ny politika no jerena ange ry zareo fa ilay hevitra nampitainy, dia hitako tena marina daholo ilay voalaza. 1-Oay reto isika e(2) fa mifanenjika sy mifand... tohiny
xxx ( 11/03/2009 12:57)
mampalahelo
may ny radio mada ary tifitra variraraka eny anosy... tohiny
novalian'i tsinjo ny 11/03/2009 15:31
xxx ( 11/03/2009 12:45)
contact rasil
Nisy kofa niara-nianatra tamiko teny amin'ny anjery manontolo izay hoy aho lasa nanao officier gasy. Mba tia ahalala kokoa ny ao amin'ny tafika ao aho mantsy. Nisy colonel niara-nianatra taminay iny ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 16:52
arisoacool ( 11/03/2009 12:33)
Mila firenena vanona sy milamina ny Malagasy
Inona no tokony ho atao?... tohiny
novalian'i zouri ny 05/11/2009 13:39
TEGEVE ( 11/03/2009 12:22)
OMEO OHATRA NY VAHOAKA MALAGASY RY MPITONDRA ISANY
anaka isany mba mangataka ny tenako maba hifandray ,hifampiraharaha ny mpitondra ny madagasikara isan-jokajiny manoloana izao zava-dratsy izao ,ataovy izany avelao any ny hambim-po ny tsirairay mang... tohiny
novalian'i pikatti ny 11/03/2009 13:54
fanrazak ( 11/03/2009 12:15)
Mitady tononkirany Rija Rasolodraibe
manahoana daholo, sao dia mba misy tononkiran ilay hira ny Rija hoe Injay Tompo , Dera, Fety ny andro. merci dia tahin'Andrialmanitra daholo... tohiny
Noue ( 11/03/2009 11:57)
Mba misy fitiavan'TGV an'i M/car ve ?
Mba mahalasa saina ihany ary mampametraka fanontaniana oe [b]mba misy fitiavan'tgv an'i M/car sy ny Malagasy ve ?[/b] satria efa hitany sy efa fantany zai ny zava-miseho ary tsy ahitana vaha-olana hat... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:55
bozyboleta ( 11/03/2009 11:47)
Ankitifitra ihany koa eny Anosy izao
Ireo olona hiandry ministera no niharan'izany ary raha nitsoaka tany @ HJRA dia mbola narahan'ireo mpitifitra ihany.... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:07
lemenakely ( 11/03/2009 11:29)
RADIOS eto ANTANANARIVO anisan ireo FOSOTRA....
Raha ny zavatra hita omaly 10 martsa izay saika nifandonan ny pro TIM sy ny pro TGV dia TENA AZO LAZAINA fa ny RADIO MADA sy ny RADIO ANTSIVA no tena tompon'antoka t@ fifandomana. Tena mila jerena ... tohiny
tsinjo ( 11/03/2009 10:37)
METY HITORAKA SALUT LETSY ZA RA WUIWUI A
tena mety hitoraka salut letsy za ra wuiwui a ,tena mamela lesty ahy ra wuiwui a... tohiny
novalian'i tsinjo ny 11/03/2009 13:23
roxanaha ( 11/03/2009 10:28)
Minomino fôna ve sa...?????
Miarahaba antsika rehetra Zaho zany t@ mbola kely(nanomboka 12taona) ka hatr@ zao dia tena tian'ny zaza kely. Manana attachement be amiko ny ankizy. ôtrany hoe zà no reniny. Na ny zanaky ny havan... tohiny
novalian'i Hinagasy ny 25/03/2009 03:47
naughtyboy ( 11/03/2009 10:23)
efa manangasanga v ny directoire militaire...?
Na dia efa samy henontsika rehetra aza @ fampielezambaovao hafa dia araka ny tatitra nataony ireo matoambaovao vahiny toa ny \"The Asian age, Al Jazeera\"avy ao kontinanta samihafa de efa akaiky ny fa... tohiny
TIMTIKO ( 11/03/2009 09:38)
MAMPITANDRINA IZAY TSY TIM IZAHAY
MAMPITANDRINA IZAY TSY TIM ETO IZAHAY HO ANIREO ZE PANAKROTANA HOSAMBORINA IANAREO HOANAREO IZAY MPIANTSY ADY HOTIFIRINA IANAREO HO ANAREO TGV RAHA MBOLA MITOHY NY FIADALADALANAREO ETO DIA HO... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 12:27
xxx ( 11/03/2009 09:25)
Famonoana tsikelikely ny gasy, aleo tonga de tsunami e?
Na Ra8 na i TGV samy efa mamono tsikely² ny gasy ihany @ izao zava-misy izao, samy tompon'Andraikitra feno, miampy ireo mpanao politika tsy hitady solution iraisana fa ny an'ny tenany sy ny mety amin... tohiny
novalian'i andrywui ny 11/03/2009 11:23
fatsorakely ( 11/03/2009 09:23)
ahoana izany polisy nodorana izany e
raha ny zava nisy teny @ capsat dia hoe nisy polisy voasambotry ry zalahy teny ary dia nodorana velona .... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 09:39
virjiny ( 11/03/2009 09:08)
fil d'infos
aiza ny fil d'infos :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :ro... tohiny
novalian'i ifiona ny 11/03/2009 09:58
moi ( 11/03/2009 09:07)
Fehitenda mena
Nanomboka oviana ny Filoha Ravalomanana no io mi-cravate mena io foana e ? Sa tsy tsikaritrareo ?... tohiny
novalian'i moi ny 13/03/2009 10:10
rixes ( 11/03/2009 09:02)
AKATONY ANY IO RADIO MADA IO
refa tsy mande ihany ny radio VIVA sy ANTSIVA de akatony any koa io radio mada io . ... tohiny
novalian'i ngoiha ny 11/03/2009 10:29
coopsal ( 11/03/2009 07:54)
importancen'izany hoe tia sy tian'olona ..
[quote=fahamarinana] ... ny tena importance an'izany tia sy tiavin'olona izany...avy eo moa samy manao ny choix-ny ny tsi11. Ny anjarako dia manoro izay kely haiko sy heveriko mifanaraka amin'ny [... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1215