METY HITORAKA SALUT LETSY ZA RA WUIWUI A

1. tsinjo ( 11/03/2009 10:37)
tena mety hitoraka salut letsy za ra wuiwui a ,tena mamela lesty ahy ra wuiwui a
novalian'i tsinjo ny 11/03/2009 13:23
2. xxx ( 11/03/2009 10:50)
marina izany ra wiwwi an mitoraka salut e ps an ela daholo ireo bobaka be ireo mifona lesy an :-D :-D :-D
3. Oay ( 11/03/2009 11:00)
tsinjo:

tena mety hitoraka salut letsy za ra wuiwui a ,tena mamela lesty ahy ra wuiwui a

Tena gaigy izany todik'ivoha izany klé (Virement à 360°) vao eo ry tsinjo no toa mitoraka blao an'i Andry oui d zao ndray tonga d mangatampamelana mitandrema elah ry le andrywui fa ny tsy miady tsy miady fa ny kibay ankelika ihany io raha ny fahitako anazy.Fa ny ratsy saina hitan'Andriamanitra ary tsy afaka hamitaka ny marina é!
4. andrywui ( 11/03/2009 11:08)
he ! he ! he ! bandy fantatro tsara ra io tsinjo io ry Oay fa mailo be aminio ah fa tena olona atidoha be zay lengama io fa tsy otrin'ny ry zalahy sasany !!! ka vao miteny mitsy lery io de mi recule kely foana aho aloha mandinika ze teneniny vao mamaly fa matetika voanlery amin oditrankondro foana !!! ha hi hi hi !! ka asa innn marina ndray no kotrehinle tsinjo io hamelezana ahy amzao ? sa ve tena amin fony marina ? sa mety mody manjonetra nedala ?? nefa tsy fomban'ileio mitsy ra izany oe hi-salut zany fa saka manafikoho io !! fa hamely tampoka no tena adiny !!! merci aminao ihany aho aloh ry Oay fa bebe vinany zay leio kah !! tena mety kibay akelika marina leio ! aleo dinihina de tsy miaradalana aminileio no mety aloha sao mamely tampoka eny anelakela trano eny io bandy io !! ha ha aha a mailo ane ah letsy ry tsinjo e !!!!

:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
5. andrywui ( 11/03/2009 11:10)
tena vao tatsy mantsy nedala io tokoa no nanao ahy oe nemportekoa amizay idirako rehetra de eo lery de lasa nivadika gentil-pasteur be eo ndray !! hhmmmm!!! hafahafa ,maizimaizina, misy tsy mazava !!!!! MAILO !!!

:-w :-w :-w :@ :@ :@
6. tsinjo ( 11/03/2009 11:15)
rawiwiwi :-* tokou mou

7. andrywui ( 11/03/2009 11:18)
An an an an !! aleo le tenin'ni zokibe OAY ihany alou no arahana ka !!! mihatakatah iany alou elah sao mamely tampoka klé !!!

:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
8. tsinjo ( 11/03/2009 11:23)
antanio essera ra tsy matoky anah elah :( :wink:
9. Mirananirina ( 11/03/2009 12:10)
Lasa militaire ngaha tsinjo no mitoraka salut.Efa nahazo basy zany????????
10. mmmhh ( 11/03/2009 12:26)
fa maninona i Andrywui torahana salut?
Inona ny antony sao de hitoraka salut koa zah???
11. tsinjo ( 11/03/2009 12:34)
tena resy letsy zay a ,mamela ahy ialahy taminy vava zay nataoko anialahy ,ny eloka hibabohana letsy mody rarina a,mamela ahy ve ela ? olombelona letsy aho ka mety diso a ,
12. mmmhh ( 11/03/2009 12:41)
FILM EFA HITAKO ZANY
13. tsinjo ( 11/03/2009 13:23)
mmmhh :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1111