OMEO OHATRA NY VAHOAKA MALAGASY RY MPITONDRA ISANY

1. TEGEVE ( 11/03/2009 12:22)
anaka isany mba mangataka ny tenako maba hifandray ,hifampiraharaha ny mpitondra ny madagasikara isan-jokajiny manoloana izao zava-dratsy izao ,ataovy izany avelao any ny hambim-po ny tsirairay
mangataka izany aho mba ho ohatra ho an'ny vahoaka ianareo (l) (l)
novalian'i pikatti ny 11/03/2009 13:54
2. andrywui ( 11/03/2009 12:34)
IIIéééé !! aiza le anaka ,anaka be nankarary fo be teo reny ee!! toa lasa niantso filamainana sy namana daholo ry be mokony rehetra ato zany !! nga tsy ho tifirina ndray mandé otranlé le teny Ambohitsirohitra ndray ny TGV e !! ha ha aha miantso fifanatonana daholo ny olona
3. xxx ( 11/03/2009 12:48)
ianreo ve de tsy misaina fa misy fetra daholo e, fa angaha dia atao ady hatreto @ serasera izy ity ry wiwi a,mba mieritereta lesy fa samy malagasy a :D
4. pikatti ( 11/03/2009 12:50)
omeo any io wiwi io refa mitady ry TEGEVE fa mbola tsy fay :-D :-D :-D
5. andrywui ( 11/03/2009 13:07)
ha ha ha ha !! rehefa voa zany de oe havako elah lesy fa tamza voa matesa elah any !! ha ha ha ! ze voa manodidina e ! mahatantesa valikitsaka !!

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ =)) =)) =)) =)) =)) =))



eo de mody lasa pasteur be eo le TGV nefa kobay zay nafatrany tamiko zay !!
6. TEGEVE ( 11/03/2009 13:44)
anaka mamoafady andywui lazaiko anao fa ny ato @ foibe mbola tsy misy vaovao tsara fa tsy mbola mety handray antsika ny filoha hajaina R8,tohizo ny tolona, ianao ve tsy manan-katao (l) (l)
7. xxx ( 11/03/2009 13:51)
aza omena tsiny izy TEGEVE fa mbola tsy matotra ara politika fa faly alohan'ny fotoana tsy misy dikany eto fotsiny
8. pikatti ( 11/03/2009 13:54)
io leity TEGEVE omeo ny zone rougen'i rawiwi a :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0649