Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Optik ( 12/03/2009 14:41)
Ho tapak'aina daôly
Raha ny tsaho miely no heno de ôtr'reny hoe an-dry Tézévé reny ny tany sy ny firenena. Indrisy anefa fa tsy fantatr'izy ireo ny contre attaque avo lenta miandry azy. Mangitakitaka ery aho zan... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 13/03/2009 00:18
a256011 ( 12/03/2009 13:52)
MANAHY NY AIN'NY FILOHA ROA LAHY AHO!
Mampanahy be ahy ihany ny ain'izy roalahy. Ny antony dia efa maro loatra ny olona maty, vokatr'izao korontana izao. Angamba tsy hiadiana hevitra hoe iza no niavian'izao korontana izao. Samy manana n... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:06
RATOVOARY ( 12/03/2009 13:45)
Radio Vazo Gasy
Ohatry ny tsy mandeha, fa misy olana angah. Isaky ny manokatra aho de eo @ Toko telo ( tiako izy ) foana no itre en cours maraina.... tohiny
novalian'i rova30 ny 13/03/2009 14:45
xxx ( 12/03/2009 13:32)
Ahoana ity miaramila ity e
Toa mandroso mihemotra ohatran'ny LELO ilay miaramila ? sa diso aho ? Fa maninona i TGV no tsy mankeny @ 13 mai ? Sa efa vita ny tolona ? Ra8 anie efa nilaza fa tsy hisambotra ka maninona raha man... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:01
xxx ( 12/03/2009 13:15)
Raha izay ve no mi-reglé ity krizy ity!!
Fa maninona ny filohantsika Marc Ravalomanana raha miala eo amin'ny fitondrana raha toa ka izay no mampilamina ny tany sy ny fanjakana. Ataoko fa samy diso ny an-daniny sy ny ankilany fa ankehitriny d... tohiny
novalian'i peta83 ny 12/03/2009 13:28
essera ( 12/03/2009 13:13)
"sitlo" Aza kitikitihina ny fiangonan'olona
Efa hatramin'ny ela no kitikitihan'-drangah foana ny eglizy katolika. Teto amin'ny forum politika anefa dia tsy nisy niresaka loatra fivavahana hafa mikambana ao amin'ny FFKM ny mpisera. Mahita amb... tohiny
novalian'i essera ny 13/03/2009 05:49
daryprod ( 12/03/2009 13:00)
CamSpace
Iza taminareo kay azafady no efa nampiasa CAMSPACE ka nandeha tsara, raha mba misy logiciel mitovitovy @ io de mba mangataka azafady, na lien ahafahana mi-download. Jereo @ net io CAMspace io de ho fa... tohiny
ratavao ( 12/03/2009 11:54)
Fanontaniana?
Raikitra ihany ve le Fifampidihana androany sa tsia? De efa misy vao² mivaingana ve? misaotra sahady ho an'ireo mpamaly an-tsitrapo ka marina!... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 13:29
yvonKEL ( 12/03/2009 10:31)
sosokevitra
Mba mila mieritreritre kely le mandefa sary x eto fa lasa tsy ady hevitra no atao fa lasa vetaveta. nefa tsy izy irery no mijery eto fa marobe: misy -16 ans akory aza... tohiny
sitlo ( 12/03/2009 10:27)
Aza matahotra ny hamono olona
Raha toa ka vonona hanimba ny fiainanao manontolo ny olona, na ny vondron'olona iray. Dia misy ny antsoina hoe "legitime defense". Na capsat io, na jiolahimboto tsotra, rehefa mandoro ny tranonao dia ... tohiny
novalian'i sitlo ny 12/03/2009 17:05
xxx ( 12/03/2009 10:22)
FARANDRON'i Madagasikara
Délire ve sa réalité? :snif: ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:10
xxx ( 12/03/2009 10:19)
asio fetra ny fihavanana
ndàna miady dolidoly hono e ! io ny firehkevitr 'i mafana fo hitarihana ny vahoakany any amin'ny fahazavana aza manampatsinay ry lé mampmé ty a ! ry zareo anie tsy te hiavana amin'ny kely ati-doh... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/03/2009 13:08
xxx ( 12/03/2009 10:15)
mitohy ny fakana ministera ataony ry tgv
azon'ny ry tgv izao ny ministera toekarena ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:55
sitlo ( 12/03/2009 09:52)
Asio fetra ilay fihavanana
Io no kabarin'i Zafy Albert nanaitra ahy indrindra tamin'izy filoham-pirenena. Rehefa niady hevitra anefa izahay tao an-trano dia marina tokoa io nolazainy io. Amin'ny maha-filohampirenena hajaina ... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/03/2009 13:11
xxx ( 12/03/2009 09:45)
lasan'ny capsat ny sy rfi aire foce one2
dia tsy afaka mitsoaka intsony ra8,efa novakiany miaramila ny ny pneu ,efa mihomana isika eny @ 13mai fa hoavy ny surprise be izay nendrasantsika ela.mitohy ny mitolona... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 14:07
ainaheri ( 12/03/2009 09:40)
HOTEL 5* ENY IVATO!!!!
An'iza marina ilay hotel 5 etoiles eny Ivato,anny fanjakana sa an'olon-tsotra,raha io farany io d an'iza???... tohiny
novalian'i ainaheri ny 18/03/2009 18:53
xl ( 12/03/2009 09:27)
AZA MBOLA MISIOKA FA MBOLA MISY 48h...
Aza mbola mi-geste oa alou eee: Zao fotsiny no diniho kely: Ôtran'ny hoe mahazo aina zany nareo TGViste zao satria hoe nandresy sa tsy zany????? Nefa ny zava-misy au contraire amin'izay (viva tsis... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 08:23
Andribe ( 12/03/2009 09:15)
serasera malaza feno tsaho
Lasa malaza feno tsaho mihintsy eto @ serasera ary malaza misy manao resaka tsy matotra tsy hay tsony ny tena fandehany sa ve efa fomban ny gasy ny mpikorotana sy mpiatsaravelatsihy tahakizao :^) :^... tohiny
xxx ( 12/03/2009 09:14)
Misandoka ho andri-masom-pokonolona
Tao amin'ny vaovaon'ny station TV iray omaly dia nampiseho ny nitifiran'ny mpitandro filaminana bandy 5 saika handroba teny Tanjombato. Tetik'adin'ny sasany indray izao ny misoratra anarana manao a... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 22:23
xxx ( 12/03/2009 09:14)
mifampivavaha ianareo
fianarantsoa tsy mety fa very daholo ny interet ny no sady hipoitra ny tetika ratsy rehetra natao tao , famahanana lalitra an dra 8 iny mo dondrona raha telo tsy misy mifampivavaka izany fa tohizo ... tohiny
novalian'i ratavao ny 12/03/2009 12:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.4111