Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ainaheri ( 12/03/2009 08:22)
MBOLA SAHY HITENY IHANY VE,HONO²?D IZA NO ARA-DALANA??
Ianareo milaza fa hanaraka ny ara-dalàna,inn no atao hoe ara-dalàna? Leo ny mersenera avy any ivelany ny miaramila gasy ka zay no nahatonga azy hikomy!!! http://www.laverite.mg/index.php?option=com_... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 11:56
tcherinanah ( 12/03/2009 07:47)
Asandratro
Mba mitady tononkira an'i Antsa an'i Kristy:Asandratro azafady!le plus vite si possible! merci ... tohiny
ronaldo09 ( 12/03/2009 07:44)
Halohalika ny ranom - bary
Mampametra-panontaniana tokoa ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena. Tsy mety ahitam-bahaolana ny krizy politika na dia eo aza ny fanambarana samihafa izay milaza fa mandroso ny fifampidini... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:19
rabaradaka ( 12/03/2009 07:01)
D'efa tsy mahalala menatra intsony ve i Organes e ?
Dadatoa Organes a, mba mahalalà menatra e, lehilahy lehibe sy mpiandry toa anao zao ve de ho viravirain'ny olona. Enao ange tsy ho ministre mihitsy mandrakizay e, tsy tian'ny polisy koa enao satria b... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 08:58
ninimalala ( 12/03/2009 06:59)
FA DE NITSOKA ANDAHARANA KOSA ITY FILOHA
Fa de nahona kosa ary no de nitsoka andaharana toa izao ?... tohiny
rabaradaka ( 12/03/2009 06:51)
Tsy aritro ty tao amina Ministera
De mba nanontany zavatra tao amin'ny ministeran'ny fanajariana ny tany aho de natoron'ny olona ny Cabinet du ministre. Inona hoy nareo no henoko tao ? Ireo mambran'ny Cabinet du Ministre kay horera av... tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:44
ari.malala ( 12/03/2009 06:34)
Ny ex communiation
I Jesoa dia niteny fa tonga hiantso ny mpanota hibebaka, nefa nahoana isika olombelona no mi decider hoe ity olona ity dia tsy mahazo mandray komonio na aongana tsy ho mpandray intsony? Tsy maka ny to... tohiny
tataka ( 12/03/2009 06:17)
Rehefa tratra dia tsy TGV saingy ilaina hanamaro isa
Rehefa mihogahoga eny @ 13 Mai dia ilaina ianareo ry mpandroba saingy ny aza tratra fa tsy TGVendrana intsony fa lasa TGVoadaroka. Tsy ampy isa mantsy izahay ka tongava ihany hanamaro isa fa mitandrem... tohiny
novalian'i ratavao ny 12/03/2009 07:46
xxx ( 12/03/2009 06:06)
2ieme RFI - Reste des militaires non muté - GP - GN - PN
Miandry baiko avy @ ireo officieux generaux ny commandos d'elite Malagasy dia ny 2ieme RFI sy ireo namany tsy nioko dia ny tafika any @ faritany izay marihina kosa fa misy ihany ireo te hanaraka ny C... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:06
penguin ( 12/03/2009 05:50)
Resy vé zay manara-dàlana? Tsy mijanona io ary mitohy
Na inona hitranga na inona hidona ny ara-dàlana ihany ny anay na ho resy tosikin'ny barofo na ahoana. Tsy karazanay ny mifaly sy mitaingina izay mihevitra ho matanjaka amin'ny tsy izy. Maninona moa r... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:45
ainaheri ( 12/03/2009 04:57)
HITSAOKA HO AIZA SAHADY EEEEE
Selon le quotidien La Vérité, une partie de la famille de Marc Ravalomanana aurait pris un vol pour l'Ile maurice hier Naninona nasaina nitsoaka,d oviana ra8 no manaraka azireo?? Ngah tsy minoa... tohiny
soanja ( 12/03/2009 04:32)
Ny ao amin'ny D. Politika
Mba eritreritra nandalo tokoa ny ahy ity dia zaraiko aminareo. Kiano/tohano aho fa vonona hiaino ny feonareo. Tiako i Madagasikara ary tena faniriako ny hananany filaminana sy fivoarana ary firoboro... tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 14:50
essera ( 12/03/2009 03:42)
Aleo mba mifandray tanana amin'izay ry zalah
Salama daholo indray, Mbola mba miangavy ihany ry zalah oe atsaharo ilay fihantsiana sy ny sisa a. Jereo ange ny sujet foronin'ny sasany fa tonga hatrany amin'ny resaka foko. Ataoko angamba fa t... tohiny
novalian'i sitlo ny 12/03/2009 09:19
TIMTIKO ( 12/03/2009 00:15)
TAPAKA NY FANONDRON I TGV
TAPAKA NY FANONDRON I TGV DE TSY AFAKA MANAO V TSONY LERY FA FANONDR ADALA SISA MISEHO DIA INY HONO HO AN IZAY TGVIZAKA REHETRA =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:36
bazylou ( 12/03/2009 00:06)
efa kila forehitra
nyair force 1!!... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/03/2009 01:32
xxx ( 11/03/2009 22:33)
efa mandeha be ny feo fa
efa en route vers iavoloha ny mutin ireo nisy nahita izany hoe efa tafahoatra ny tetezan'ny tanjombato,efa betsaka ny gasy au courant... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:34
bradley7 ( 11/03/2009 22:19)
Marc Ravalomanana "J’assume la responsabilité de mes erreur"
Le président de la République, Marc Ravalomanana, s’est adressé à la Nation, hier après-midi. « Je vais vous dire ce qui est au fond de moi. Je tiens à vous le faire savoir que s’il y a qu... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:28
sitlo ( 11/03/2009 22:12)
raha ho raikitra ihany ny adim-poko
Dia iza no hotafihinareo? Izaho toa valaka be ihany ny saiko fa lehibe tao Tana nefa manana ny cousins cousines any amin'ny sisiny. Ny ahy toa izay pro-ratsiraka ihany no hovonoiko rehefa any ah... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:26
sitlo ( 11/03/2009 22:07)
milay kosa izany seza izany an
Iza aminareo re no tiako hipetraka eo e? [center][img]http://www.oneinchpunch.net/wordpress/wp-content/uploads/2007/04/big_butt_chair.jpg[/img][/center]... tohiny
novalian'i Djhamhal ny 14/04/2009 09:02
xxx ( 11/03/2009 22:02)
Ny merina
Ry zareo :!: ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0319