FA DE NITSOKA ANDAHARANA KOSA ITY FILOHA

1. ninimalala ( 12/03/2009 06:59)
Fa de nahona kosa ary no de nitsoka andaharana toa izao ?
2. rabaradaka ( 12/03/2009 07:04)
Iza no nitsoka, Ravalo ve ? Ka tsy azoko tsony dadatoa a, sika eto amin'ity serasera ty ko ange ka malaza mpanely tsaho e !
3. ratavao ( 12/03/2009 08:11)
tsy nitsoka izy fa eo ihany e! tsyb misy mi-tsok'ady zany eto!
4. xxx ( 12/03/2009 08:16)
efa nitsoaka izy ity video manaporofo TV5 www.redtube.com androany maraina hatry ny alina no efa nandeha tsy akijanona
5. yvonKEL ( 12/03/2009 08:20)
Tena efa tsisy ambara intsony koa ry xxx=Andrywui izany ka manao zavatra tsy de matotra sa ve te hisongadina
6. Rafahafahana ( 12/03/2009 08:30)
xxx:

efa nitsoaka izy ity video manaporofo TV5 www.redtube.com androany maraina hatry ny alina no efa nandeha tsy akijanona



:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
7. yuka ( 12/03/2009 09:18)
Mba asio fanajana ihany amin'ny maha samy gasy ee! :P

HOAN'NY TANINDRAZANA :D
8. xl ( 12/03/2009 09:31)
NITSOAKA ANDAHARANA T@ FANDEFERANA
ANDRAMO KA ZAHAO FA FATY NO HO HITANAO
GENOCIDE TGV
9. hery ( 12/03/2009 11:04)
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] (sudafy)

Voasakana fa tsy nanaja fitsipika.
10. xxx ( 12/03/2009 12:04)
Ka iny mbola nanao Conseil des ministres iny izy koa nitsoaka aiza ? Ndrôoooo, ireny no atao hoe tsipaky ny maila aina, mandambolambo ny fon'ireo mitepo ho azy, dia vao maika ontsa mafy hoe mampalahelo izy r'ireto a ! hihihi

Aza misy be commentaires intsony fa andraso ny ampitso hilaza ny marina aminao.
11. ninimalala ( 13/03/2009 05:00)
Fantatra fona ny olona tsotra rehefa tena mifona tokoa @ fony fa ny tahaka ity lay oe mody hifonako fa ny kobay ankelika ihany. Sanatria akory tsy oe tena tsy fitiavako azy fa ny olona vao jerena de fantatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0982