efa mandeha be ny feo fa

1. xxx ( 11/03/2009 22:33)
efa en route vers iavoloha ny mutin ireo nisy nahita izany hoe efa tafahoatra ny tetezan'ny tanjombato,efa betsaka ny gasy au courant
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:34
2. sitlo ( 11/03/2009 22:35)
coup d'etat ?
3. sudafy ( 11/03/2009 22:37)
:roll: :roll: :roll:
4. ifiona ( 11/03/2009 22:40)
tiens tiens, ces 3 :roll: :roll: :roll: me rappellent vaguement quelqu'un qui a été trop lache pour se montrer ailleurs...


:lol:
5. pikatti ( 11/03/2009 22:44)
inona ndray zany ry ifiona :idea:
6. xxx ( 11/03/2009 22:45)
ifiona a ndana ianao mandeha matory marina e,tadidiko anie ianao omaly natahotra be hoe tsy mahita tory rehefa avy nijery forum tim, mbola hoavy eo ny tena vaovao efa mandeha tsara ny radio mada e
7. xxx ( 11/03/2009 22:46)
tadidin'ny toi kosa ahy :roll: :roll: :roll:
8. ifiona ( 11/03/2009 22:47)
lol io fa tratra e

9. xxx ( 11/03/2009 22:51)
:roll: :roll: :roll: aza taitraitra izany e fausse alerte daholo ireny,f'aiza aloha toi io eh
10. ifiona ( 11/03/2009 22:52)
eto ambony fandriana! miaraka @ wiwi
11. xxx ( 11/03/2009 22:55)
hay ve i ra wiwiw anie akamako saingy lery tgv moa za manohana an'i ra8
12. pikatti ( 11/03/2009 22:57)
sakafon-dra salopard leity io ra wiwi io rafotsiksoa io aaaaaaaaaaaaaaa :-D :-D :-D :-D
13. xxx ( 11/03/2009 22:58)
tandremo le zone rouge nareo fa miala any salopard klé =)) =)) =)) =))
14. xxx ( 11/03/2009 23:00)
io fa tamy ampiakaro ny patalon fa loza :* :* :*
15. xxx ( 11/03/2009 23:02)
nisy namono le colonel Rakotonandrasana noel commandant ny capsat source sur
16. xxx ( 11/03/2009 23:03)
xxx sarimbavy ray trano reto ,kanosa tsy misy ilavana azy akory :* :* :*
17. ifiona ( 11/03/2009 23:04)
oudry!

:-@ :-@ :-@
18. xxx ( 11/03/2009 23:06)
vakio afp ary
19. xxx ( 11/03/2009 23:07)
nisy namono tgv source tsy sure.

:@
20. virjiny ( 11/03/2009 23:08)
tena matahotra be aho ry ireto an tena marina izany fa henoy any BBC e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2125