Aleo mba mifandray tanana amin'izay ry zalah
1. essera
(
12/03/2009 03:42)
Salama daholo indray,
Mbola mba miangavy ihany ry zalah oe atsaharo ilay fihantsiana sy ny sisa a. Jereo ange ny sujet foronin'ny sasany fa tonga hatrany amin'ny resaka foko.
Ataoko angamba fa tsy nisy resaka fiaviana ny niavian'ity korontana ity ka hoe mpitondra avy any am faritany no niaingany dia nampisy lonilony avy any fa samy avy eto anivon-tany ange ireo mpifanandrina ireo.
Ny mampalahelo dia na tolona tsotra aza no niaingana dia araraotin'ny sasany hahazoana "fahazoan-dalana handroba sy hanararaotra".
Mbola tsy naheno ihany ve ianareo hoe hiala izahay hoy ny firenena avy any ivelany rehefa mbola miseho be loha ianareo.
Aoka izay e.

novalian'i sitlo ny 12/03/2009 09:19
2. xxx
(
12/03/2009 04:58)
Raha mbola mitohy ny fitongilanan'ny Katoliika dia mety hirohotra andoro fiangonana amin'izay ny ol
3. yuka
(
12/03/2009 05:38)
Marina ny teninao ry essera ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
tsy vahaolana ry c zany andoro fiangonana zany aa! no sady fahotana eo
anatrean'Andriamanitra.
tsy vahaolana ry c zany andoro fiangonana zany aa! no sady fahotana eo
anatrean'Andriamanitra.
4. essera
(
12/03/2009 08:11)
xxx:
Raha mbola mitohy ny fitongilanan'ny Katoliika dia mety hirohotra andoro fiangonana amin'izay ny ol
Mba jereo ange ilay ataonao, sady miafina ianao fa tsy mampiseho pseudo. Hatramin'ny nanoratako tato aloha dia mbola tsy nanao pseudo xxx. Izao ataonao izao ange no mampitsiry tokoa an'ilay hevitra hanao an'izany e.
Izaho izao katolika, dia manontany anao aho hoe firy isan-jato ny katolika eto Madagasikara. Dia mba azavao tsara ilay hoe fitongilanana fa ireto misy mba ampitaiko aminao ilay tsy mitonona anarana :
- Rehefa tsy mitovy amin'ny eritreritrao ve ny zavatra miseho dia lasa mitongilana ny mpanelanelana.
- Ny fanambarana izay avoaka avy amin'ny FFKM dia tsy eo no ho eo dia tenenina fa mbola miara-midinika izy efa mianaka filoham-piangonana izay vao adika amin'ny taratasy ary vakiana amin'ny alalan'izy efatra. Ao ve ?
- Raha izany ange no entina handrangitana mahita ho lazaina ny katolika fa ao amin'ny fiangonana Katolika ry xxx tsy mitonona anarana dia efa ela no tsy mahazo milatsaka ho filoham-piangonana na mitana andraikitra ao ny olona mitana andraikitra ambonimbony sy andraikitra tsy azo afangaro amin'ny raharaham-piangonana. Ny antony dia tsotra : sao ny kristianina ao influencer-ny na afangarony amin'ny andraikitra tazoniny. Ao ve ?
Raha mandinika ianao dia tsy nanonana anarana fiangonana manokana fa ny FFKM foana no nitondrana ny raharaha fanelanelanana hatrany amboalohany.
Aza etim-po be loatra fa tsy manana raisonnement intsony ianao no ihafarany fa miaina amin'ny fijery tena mitongilana voalazanao.
Soyez objectif
5. sitlo
(
12/03/2009 08:49)
Efa natao ny fifandraisan-tanana: Dakar un, Dakar deux.
Tsy anao ny maty ka aleo mifandray tanana ah, aleo mifandray tanana. Izaho tsy miraharaha izay foko resahinao any. Fa amiko kosa dia misy vondron'olona tokony hovonoina ao Madagasikara.
Tsy anao ny maty ka aleo mifandray tanana ah, aleo mifandray tanana. Izaho tsy miraharaha izay foko resahinao any. Fa amiko kosa dia misy vondron'olona tokony hovonoina ao Madagasikara.
6. essera
(
12/03/2009 09:06)
sitlo:
Efa natao ny fifandraisan-tanana: Dakar un, Dakar deux.
Tsy anao ny maty ka aleo mifandray tanana ah, aleo mifandray tanana. Izaho tsy miraharaha izay foko resahinao any. Fa amiko kosa dia misy vondron'olona tokony hovonoina ao Madagasikara.
Raha tsy diso aho tsy niresaka foko mihitsy tato anatin'ity sujet ity fa antokom-pinoana angamba no noresahintsika tato e.
Raha hiteny indray ianao hoe tsy anao ny maty ka etc etc... Dia manontany anao aho : mbola tianao hitombo ihany ve ny isan'ny olona maty. Ao anatin'ny manana ny very aho tompoko, fa tsy vahaolana intsony ny hanampy ny isan'ny olona halefa eny amin'ny hôpitaly sy ny tadiavina any amin'ny tranom-paty. Sa avy manao garde malade no tianao dia mandeha mamaly faty dia miverina manao garde malade indray ???
Ny eo tsy voatsabo nefa mbola misy ny hovonoina. Mieritrereta ihany fa io no tsy hitovizantsika amin'ny biby. Nomen'Andriamanitra saina handanjalanja fa tsy manaraka ny instinct naturel ohatran'ny biby ka tsy misy azony atao fa manaraka ny lalanan'ny natiora fotsiny.
Kalma zama !!!
7. sitlo
(
12/03/2009 09:19)
Jereo ange ny sujet foronin'ny sasany fa tonga hatrany amin'ny resaka foko.
Ataoko fa tsy nisy resa-pinoana izany ny resaka nampidirinao voaloha fa resaka foko. Ary ataoko izaho io "sasany" ataonao reference io.
Fa mba diniho tsara aloha ny votoatin'ny noresahiko fa aza mihinana am-bolony mamaky ny sujet fotsiny.
Fa izao, efa noezahina ny handamina fa toa ny mpandamina indray no may trano. Ny olo-tsotra voaendaka, ny fivarotana may...
Dia atao hoe aleo ve mifandray tanana?