Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 12/03/2009 20:57)
thyroide
reny goitre reny ve kay tsy amintsy didina sa sitran'ny fanafody.... tohiny
novalian'i mibalika ny 15/03/2009 12:47
zanaharyo ( 12/03/2009 20:15)
La pression du Vatican se dévoile
Le Président de la République Malgache est un protestant et le reste malgré les différentes formes directes et indirectes de pressions externes qu’il a subies depuis son accession au pouvoir. Il... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:47
myari ( 12/03/2009 19:52)
ho diso tetika eo!
Nilaza indray ilay lazaina hoe lehiben' ny tafika izay nanora-tena fa tsy hampiantra ilay ultimatum 72 H, @ izay fotoana izay mantsy dia hanana fotoana tsara ry zareo hanampiana an'i TGV hanohy haka n... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:49
pikatti ( 12/03/2009 19:31)
MANGINA NY TGV ,TSISY MIARO AZY AKORY NY TGVistes
Aiza i andrywui,ronaldo,efa lany taranaka ve oooooooooo :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:51
pimaso ( 12/03/2009 18:51)
no comment before 24 hours
Antananarivo fut le théatre d'une tuerie effectuée froidement par les "mutins" (avec une dizaine de militaires sous-officiers qui se sont rangés du côté de TGV). La presse est muselée ou s'auto-... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:52
xl ( 12/03/2009 18:45)
Mialy rajoelina lasa otage ny sophie fa tsy tafa ny mission.
Mialy efa nataon'i Sophie ratsiraka otages any an-dafy fa tsy vita ny mission l!! 300 milliards kosa ve avelan'ilay raika-lahy taloha iny ariana fotsiny any nefa mission tsy tafa!! ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:53
sitlo ( 12/03/2009 18:38)
Faly ery aho
Hay ve izaho ity tsy gisa mainty fa mba betsaka ihany ireo olona mahita fa ny frantsay no ambadika e! Tandremo ary rey anaka isany tsy manao strategie fa tsy maro noho ireo nararaky ny basy maro va... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:55
yvonKEL ( 12/03/2009 18:17)
miala eto ny oul
manomboka miala serasera daoly ny olona fa tsy de misy ady hevitra loatra eto.Lasa fifamaliana @ taim-bava fa tsy valin-teny tena izy raha misy mametraka lohahevitra. Mahafinaritra anefa teto 3 vol... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:55
pikatti ( 12/03/2009 18:11)
ARY AIZA I saloparrd SA VOATIFITRA ALINA
Raha misy mahita an'i salopard dia mba hampandreneso eto,mahazo vola be sy kojakoja samihafa é ,ny tena atahorako dia sao lery voatifitra alina =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:48
fozaoranabe ( 12/03/2009 18:07)
ho reketina indray ve le akitifitifitra alinaz teto @ sera2
:roll: :roll: :roll: tsy misy copie coller aza mahatro hery sefo be ... tohiny
novalian'i xxx ny 13/03/2009 11:56
xxx ( 12/03/2009 17:22)
loza
poabasy ny mipoapoaka be eny mahazoarivo aza hitako ary feno miramila maro be ny lalana mankany .... :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:41
virjiny ( 12/03/2009 17:10)
mba menatra e
tsy menatra akory monja roindefo miaraka ny miaramila capsat haka ny primature,tany lesy boriboriry monja roindefo an,aleo hilamina dia misesy ho trarain'ny tantara eo ialahy sy ny fianakavia ela ,ave... tohiny
novalian'i Oay ny 13/03/2009 07:19
xxx ( 12/03/2009 16:29)
Falifaly lava izahay
Falifaly lava izahay Falifaly lava izahay Falifaly lava izahay eh eh Odon no miaraka aminay Allez allez allez le TGV Efa vita ny tantara eh, rahampitso maraina jereo tsara fa atao eo Andohalo n... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 17:01
bazylou ( 12/03/2009 16:19)
tsy tafatsoka le aza,
Transport aérien. L’avion présidentiel n’est plus sous la protection de la garde présidentielle (12-03-2009) - Antananarivo – Le nouvel avion présidentiel de luxe de 60 millions de dollars,... tohiny
novalian'i xxx ny 12/03/2009 17:47
andrywui ( 12/03/2009 16:06)
nakaiza ny olon-tety e!!!
tsary misy hita tsony ny mpisera lety ee!! o lety ry artistika a! andao letsy tambatambazana fa tsy misy miditra eto tsony ny Tim a!! tsisy namana ane isika lahy eee!!! tezitra aby de midongy be... tohiny
novalian'i virjiny ny 12/03/2009 18:05
andrywui ( 12/03/2009 15:40)
Faly aho reto aa!! tena faly !! faly ane aho oao eéééé !!
Mahafinaritra ery zao ny mamerina anzany teny malaza izany ato atrano ato !!! ato aho sady mihomehy be no miteny anzany !!! ha ha ha aha !!! sao de lazaina fa tsy mieritreritra na ratsy toetra ndray... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:49
xxx ( 12/03/2009 15:13)
mangataka ny fialan-dRa8 koa ny zandary
very ianao dadatoa... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 20:45
soanja ( 12/03/2009 15:01)
Ny tantara amin'ny baiboly sy ny famoana mahatsiravina.
Mahavarina ahy ity Boky iray ity ka. Tena matanjaka mihitsy ny heriny. Asa anefa fa dia mahavita raha tokoa ny olona tantaraina ao. Andriamanitra eto- aminy mpitantara- dia mamaly faty ny nahazo ny Za... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:43
Lejoba ( 12/03/2009 15:01)
tena tsy rariny kosa izao k'le
Niniako natao tato ity satria ahiako tsisy hamaky raha nataoko tao @ dinika hoy ny gazety http://forum-madagascar.com/articles/entry/Bresil-L-avortement-d-une-fillette-de-9-ans-bouleverse-le-Br-sil ... tohiny
zandikely ( 12/03/2009 15:00)
Les Etats-Unis encouragent ses diplomates à quitter Mcar
L'ambassade des Etats-Unis encourage ses diplomates et ressortissants à quitter Madagascar, où des pourparlers sous la médiation des Nations unies pour sortir de la crise politique ont été report... tohiny
novalian'i andrywui ny 12/03/2009 16:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.2366