lasan'ny capsat ny sy rfi aire foce one2

1. xxx ( 12/03/2009 09:45)
dia tsy afaka mitsoaka intsony ra8,efa novakiany miaramila ny ny pneu ,efa mihomana isika eny @ 13mai fa hoavy ny surprise be izay nendrasantsika ela.mitohy ny mitolona
novalian'i xxx ny 12/03/2009 14:07
2. ainaheri ( 12/03/2009 09:49)
11H19 : Air Force One est bloqué à Ivato. Pneus dégonflés et avion sous garde militaire

Any tsiafahy fa sao mitetitetika ny hitsoaka eo,efa mailo t@ nataon'ny radidy ny reetra
3. strazezy ( 12/03/2009 09:53)
Contre attaque: Mila Lemizoo bdb amin'izay izao.

Tairo ilay fika be ry Lemizoo sao tara fa efa akaiky hivadika ny pejy ka ho vita ity tantara TGV ity.
Mangataka an'i Lemizoo mba tsy ho be resaka eto intsony.
Fadio ny SMS amin'io fika be io
Kely sisa dia TGV t'es FOUTU
Lasa izao!
4. sitlo ( 12/03/2009 09:56)
Raha hahazaka an'aliny moa Tsiafahy maninona. An'arivony no maty nasesika teny Nosy Lava ny 13 mai 72 fa tsy nijanona ny vahoaka.

Aleo miady toy izay manompo!
5. aloalo ( 12/03/2009 10:11)
saika nalefany any Ile Maurice ny fianakaviany fa toa tsy nety midika fa matahotra izy ary efa hitany fa miala aina ny pouvoir ny.

tao @ madagate nisy resaka hoe AINA GERMAIN, no tena anaran'i R8 info sa intox ?
6. Oay ( 12/03/2009 10:51)
sitlo:

Raha hahazaka an'aliny moa Tsiafahy maninona. An'arivony no maty nasesika teny Nosy Lava ny 13 mai 72 fa tsy nijanona ny vahoaka.

Aleo miady toy izay manompo!

Fa iza ndray ry stilo no olona analiny mbola mila ampidirina eny Tsiafahy?
Aoka fa azoko ireo miaramila mpihoko sa diso za?
7. sitlo ( 12/03/2009 11:03)
An an an!!! diso ianao ka. I ainaheri milaza fa alefa eny Tsiafahy ra8 no noteneniko.
Mbola maro an'isa no manohana an'iny. Tsy amin'ny maha-izy azy ho anohanan'ny olona azy fa ny foto-kevitra ijoroany. Ka na hofaty hovonoina aza izy, na ho alefa eny Tsiafahy. Ny hevitra ijoroany tsy ho faty na oviana.
Io no lazaiko hoe, tsy hahazaka ny mpomba azy raha izay fonja iray. Nosy iray manontolo aza tsy nahazaka ny vahoaka tamin'ny 72
8. nyavo2000 ( 12/03/2009 11:41)
TSY VOATERY HANDEHA FORCE ONE IZY RY ZALAHY A!
HELICO JUSQU'A COMORE OH , DE AVY EO MANDEHA JET PRIVE SNS...
9. ratavao ( 12/03/2009 12:11)
TSY HANDEHA NOHO IZY E! TSY MIALA ETO ZANY IZY FA ETO NY TANINDRAZANY SY NY FANANANY KO! MIARA-MIAINA TOY NY GASY ETO IO! MIKADRA KELY FOTSINY DE MIVOKA HANONGANA IZAY MANDIMBY AZY EO!!!
10. andrywui ( 12/03/2009 12:17)
Tsy efa niteny ve aho talohanzao e!!! ho tonga tsy ho ela hoa ny volan'ny cnaps !!! io izy io samy mandray vola io ary !! ary mety Tsiafahy marina satri be loatra reo olona novonoiny ireo !!! na hanolaka an'iny am TGV aza de dradradraina eran'izao ttlo izao fa President diktatior le ramosé be io !! de tsy maintsy mi-passe Tribunal io zany na tiany na tsia !!


^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
11. xxx ( 12/03/2009 13:08)
NNDRYYYYYYYYYYY ANY TSIAFAHY HOE? TSY HO VONOIN'NY OLONA AO?
12. xxx ( 12/03/2009 14:07)
Mampalahelo izy ra-olona a ! ntsôoooo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0432