Ampidiro aloha ny tenimiafina
FARANDRON'i Madagasikara
3. xxx
(
12/03/2009 10:27)
aza manozona tanidrazana , liay vendrana indray io manao lohaten'ny adala io
resy mantsy dia tsy mahita vokabolary hafa intsony
resy mantsy dia tsy mahita vokabolary hafa intsony
4. xxx
(
12/03/2009 10:37)
Indrisy tsy manozona letsy fa an-dalan'ny fahaverezana tanteraka isika a?
Fa elà ve mieritreritra fa n'iza² hitondra eo de hisy manà hilatsaka any an-danitra homena ireo zatra mandroba ireo e? ny eo ihany no eo, ary mbola ho pire ary :snif:
Fa elà ve mieritreritra fa n'iza² hitondra eo de hisy manà hilatsaka any an-danitra homena ireo zatra mandroba ireo e? ny eo ihany no eo, ary mbola ho pire ary :snif:
6. ndenn
(
12/03/2009 12:03)
Madagascar = futur ex-palestine = sous continent coréen na chine ,na inde ,tsetsatsetsa tsy aritra hum !!
8. andrywui
(
12/03/2009 12:38)
hoy xxx2
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
aza manozona tanidrazana , liay vendrana indray io manao lohaten'ny adala io
resy mantsy dia tsy mahita vokabolary hafa intsony
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. xxx
(
12/03/2009 13:02)
1- Zanahary ô, tahio ny tanindrazanay
Handroso lalandava, handry fahizay.
ENGA ANIE HANJAKA AO NY SAINA MAHAY MIRAY,
Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikaranay.
Handroso lalandava, handry fahizay.
ENGA ANIE HANJAKA AO NY SAINA MAHAY MIRAY,
Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikaranay.
10. andrywui
(
12/03/2009 13:07)
Zao vao mahay mivavaka ry xxx nefa teo aloh teo mivanitika be ery mahita ny TGV voatifitra mitsingidingidina be ery am tany ery reny !!!! de zao lasa mpivavaka be tampoka daholo ndray ny TIM ato !!! sady lasa GENTIL be mahafatifaty be daholo zany ry zalah na lahy na vavy !!!! ha ha ha ha aha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
