Raha izay ve no mi-reglé ity krizy ity!!

1. xxx ( 12/03/2009 13:15)
Fa maninona ny filohantsika Marc Ravalomanana raha miala eo amin'ny fitondrana raha toa ka izay no mampilamina ny tany sy ny fanjakana. Ataoko fa samy diso ny an-daniny sy ny ankilany fa ankehitriny dia izay vita dia vita any. Raha olo-kendry sy vonona ny hiova marina tokoa ny filohantsika dia maninona raha manaja tena, dia miala eo mba ho an'ny tanindrazana!!
répondu par peta83 le 12/03/2009 13:28
2. peta83 ( 12/03/2009 13:28)
ka izy tsinona mbola miandrandra mafy an'le fivoriambe ny afrikakina ko!aiza ary enao zany!vola be ho azy ngeh io e :P :P :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1096