Fa maninona ny filohantsika Marc Ravalomanana raha miala eo amin'ny fitondrana raha toa ka izay no mampilamina ny tany sy ny fanjakana. Ataoko fa samy diso ny an-daniny sy ny ankilany fa ankehitriny dia izay vita dia vita any. Raha olo-kendry sy vonona ny hiova marina tokoa ny filohantsika dia maninona raha manaja tena, dia miala eo mba ho an'ny tanindrazana!!