Aza matahotra ny hamono olona

1. sitlo
(
12/03/2009 10:27)
Raha toa ka vonona hanimba ny fiainanao manontolo ny olona, na ny vondron'olona iray. Dia misy ny antsoina hoe "legitime defense". Na capsat io, na jiolahimboto tsotra, rehefa mandoro ny tranonao dia itadiavo tetika hamonoana azy.
Plus, ny filohan'ny katolika rahateo efa nandrisika ny fisian'ny korotana.
Plus, ny filohan'ny katolika rahateo efa nandrisika ny fisian'ny korotana.
novalian'i sitlo ny 12/03/2009 17:05

2. xxx
(
12/03/2009 10:32)
nanamoly indray angaha stilo dia mirediredy eto , aza mamahandalitra ny vahoaka moa e !
ndao aza ry zalahy ho vonoina i stilo famanimba ny fiainan'ny hafa , daroye ! tsindrony ny antsy na ataovy levimbelona fotsiny izao , aza hasiana lambamena
fa hatsingidingidino any @ vary tsa mifody any dia zay :lol:

4. xxx
(
12/03/2009 10:38)
Taiza koa no nisy olona manaiky ho vonoina fotsiny izany ry xxx? Sao dia heverinao fa akoho aza ny Malagasy ka dia hoe vonoy fotsiny ireo fa tsy hamaly

5. xxx
(
12/03/2009 10:42)
voaporofo ireo famonoana mahatsiravina sy mamoafady ataor'ireo tsy matimanoto ireo,www.redtube.com.aiza ka dia akitifitifitra be mahatsiravina izao.

6. yuka
(
12/03/2009 11:09)
fa nakaiza daholo ny akamako ato ee!
mivoa daolo rakizy mba mifankahery sy manoana ny filoha aa! :P :D
mivoa daolo rakizy mba mifankahery sy manoana ny filoha aa! :P :D

8. xxx
(
12/03/2009 11:18)
tsy marina kosa hery a ,par intition no anaovanao an'io,nesorinao ny ps ko nefa za nanaraka ny fitsipika teto foana,ary mandefa an'io site x io fantatro tsara nefa izy mbola trankil be ,ary milaza ny mbola handefa azy eto;sady betsaka koa anie hono ny mankafy azy io :* :* :* :* :*

9. nyavo2000
(
12/03/2009 11:36)
ETO FOANA K'AH , MANOHANA NY MARINA ARY MANOHITRA NY TSY RARINY.
EFA BETSAKA KOA NY SITE HANAOVAONA NY SERASERA MBA HAMPAHAFANTARANA NY ZAVA-MITRANGA ! TSY TOKONY HIONONA AMIN'NY SERASERA.COM FOTSINY ISIKA.
NY TANJONA DE HO FANTATR'IZAO TONTOLO IZAO NY ZAVA-MISY !
yuka:
fa nakaiza daholo ny akamako ato ee!
mivoa daolo rakizy mba mifankahery sy manoana ny filoha aa! :P :D

10. ratavao
(
12/03/2009 11:50)
Aza mba mpitari-bato vilam-bava oa! efa vilana enao de ny zava-misy sy zava-marina aby no avilanao

11. andrywui
(
12/03/2009 11:58)
Inona daholo ary zato resakareo ato zap !!! ny TGV ndray defa zatra an'io vonovonoina io ka tsy mampihetsibolomaso anay akory zany vonoina ho faty zany !! firy njato moa zay TGV novonina mody lazaina fa izao e!! de vonoina !! fa ny mpandroba sy mpamaky trano sy mpigafy kosa de riato ho faty any (tim reny ony) fa ny mpitolona mitady fanovana tsotra kosa ra tifiirina sy vonoina toy ny akoho de tsy maninnn foan e!! tifiro vonoy fa tsy taitra amzany tsoony izahy!!! ampahafirinireo mpitady Fahafahana eran'izao ttlo izao !! Ny zanak'israely aza 40taona ngarandidina nitsoaka avy ao Egypte nitady fahafahana ho any am tany Kanana !! tonga foana na vitsy aza !! ka mitifira ee!! mamonoa ho faty ry TIM malala a!!

13. rainivoanjo1
(
12/03/2009 12:11)
andrywui:

salut ra wiwi an,dia ahoana letia iny tififtifitra be mahatsiravina aliny iny teto @ serasera fa tena betsaka mihitsy ps maty nesorin'i hery sefobe
:* :* :* :* :* :*

14. andrywui
(
12/03/2009 12:21)
Iza daholo lety no tsaroanlah nesori'i rahery teto zany klé c??? sao de mba nisy akamako fa tsy mety kosa ra zany didy jadona be zany kléé!!! iza daholo letsy Raivoanjo zany ??? ze tadidinlah !!

15. xxx
(
12/03/2009 12:21)
io maraina io vao hita daholo ps maty t@ iny akitifififitra be iny alina,tonga dia bala reel mihitsy no nampiasaina tsy misy sommation,commandant hery kaposatroka no dirigé ny operation.

17. andrywui
(
12/03/2009 12:33)
Iza daholo oe ny ps hitanlah maty ko ny anlah ko le bala reel ah kitifitifitra be zany foan no averimbern eo !!!

18. ifiona
(
12/03/2009 12:33)
ny ara-dalana tohanantsika foana ry yuka!
aleo ny tgvistes ho faly tsy afa tavoana eo, na ny sefony aza tsy hita popoaka teo!
fa tena tsy misaina mihitsy ny sasany fa dia hoe esorina eo fotsiny ravalo nefa moa ilay tgv handrandraina hisolo azy ary ity efa lasa nandositra, tsy hita zay misy azy, ary tsy manana programme ho an'i Dago akory!
:roll:

19. rainivoanjo1
(
12/03/2009 12:41)
jereo ny ady hevitra alina e ,fa angha ela tsy tao alina,efa 45 ny mpandray anjara tao