Aza matahotra ny hamono olona

21. xxx ( 12/03/2009 12:48)
andrywui:

Inona daholo ary zato resakareo ato zap !!! ny TGV ndray defa zatra an'io vonovonoina io ka tsy mampihetsibolomaso anay akory zany vonoina ho faty zany !! firy njato moa zay TGV novonina mody lazaina fa izao e!! de vonoina !! fa ny mpandroba sy mpamaky trano sy mpigafy kosa de riato ho faty any (tim reny ony) fa ny mpitolona mitady fanovana tsotra kosa ra tifiirina sy vonoina toy ny akoho de tsy maninnn foan e!! tifiro vonoy fa tsy taitra amzany tsoony izahy!!! ampahafirinireo mpitady Fahafahana eran'izao ttlo izao !! Ny zanak'israely aza 40taona ngarandidina nitsoaka avy ao Egypte nitady fahafahana ho any am tany Kanana !! tonga foana na vitsy aza !! ka mitifira ee!! mamonoa ho faty ry TIM malala a!!


Ho afaka tokoa ianao fa aza manahy
Lavà andro iainana hahita sy hankamamy ny fahafahana miaraka @ Reny Malala
Sokafy tsara ny maso sy ny saina, mba alefaso lavidavitra miohatra ny orona fara faraharatsiny
22. rainivoanjo1 ( 12/03/2009 12:49)
ianao ry ifiona ,nahita tory tsara ve alina e,tsy henonao angaha fa hoe 5 no voatifitry ny miarmila teny omaly alina (tanjombato)henoy @ izay amin'ny manaraka ny radio mada f'efa mandeha :-D :-D
23. andrywui ( 12/03/2009 12:51)
Elah ko tsy miteny letsy ry Ba......azafady rainivoanjo manko e!! fa ra hitako veletsy hanotany ah e!! fa tena nisyvoatsoka tokoa ve letsy a !! i stratezia ihany no hitako voa ao!! de iza ko lety Ba........ aaa za... a !! rainivoanjo ?? ha aha aha
24. ifiona ( 12/03/2009 12:56)
tsy henoko fa hitako tao @ sobika.
25. rainivoanjo1 ( 12/03/2009 12:56)
hay ve ela tsy tao e,azafady e,nisy an le fiona iny mantsy nandrangitra tao hoe ao hono elahy
26. ifiona ( 12/03/2009 12:59)
sali wiwi! :)
27. andrywui ( 12/03/2009 13:00)
Hay ve ifiona no fototrity tantara ratsy ity e!!! hay elah ry ifiona zany no tena bevaka be eto zany ra io tenin'ni Ba....!!! aaa a a Rainivoanjo io !!! ha aha aha !!!! mahamay ianao an !! aza mamerina tsony fa bedy be eo !!!


:* :* :* :-@ :-@ :-@ :-@ =D> =D> =D> =D>
28. xxx ( 12/03/2009 13:32)
29. sitlo ( 12/03/2009 17:05)
xxx>

Hay kosa a!

Diso nitakosona tamin'ny tsara saina loatra aho dia tsy nahalala ny marina.

Faly mahafantatra :°) :-* :twisted:

Ndesoka ô! Ndesoka ô! ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472