Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fatsorakely, milahatra araka ny daty
fatsorakely ( 20/03/2009 09:13)
lalàna manahoana no no anan'ny capsat
làlana ahoana no hanan'ny capsatmisambotra teny antanimena an'ireo generaux,miaraka ny pasitera lala.Tsy afaka mitory ve mba hisamborana ny responsable eo anivon'ny iraisampirenena toy ny droit de l'... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:43
fatsorakely ( 17/03/2009 17:49)
mbola hangina an'izao provocation izao ve
tadidio fa isika maro an'isa,tokony hivondrona hanohitra hatramin'ny farany izao ... tohiny
novalian'i xxx ny 17/03/2009 18:50
fatsorakely ( 11/03/2009 09:23)
ahoana izany polisy nodorana izany e
raha ny zava nisy teny @ capsat dia hoe nisy polisy voasambotry ry zalahy teny ary dia nodorana velona .... tohiny
novalian'i xxx ny 11/03/2009 09:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1044