ahoana izany polisy nodorana izany e
1. fatsorakely
(
11/03/2009 09:23)
raha ny zava nisy teny @ capsat dia hoe nisy polisy voasambotry ry zalahy teny ary dia nodorana velona .
2. ni81
(
11/03/2009 09:39)
ka fanjakan'i Baroa ange izao e! Tondro-molotra dia efa zay.
3. xxx
(
11/03/2009 09:39)
efa any sary misy ny porofo fa ny zavatra toy ireny tsy maintsy ny fitsarana ihany no hiharany e
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0706