mbola hangina an'izao provocation izao ve
1. fatsorakely
(
17/03/2009 17:49)
tadidio fa isika maro an'isa,tokony hivondrona hanohitra hatramin'ny farany izao
novalian'i xxx ny 17/03/2009 18:50
2. xxx
(
17/03/2009 17:54)
Fa iza no mi provoké anareo ry namana fatsorakely a!!! zahay ara mba malaelo sy miarakory aminareo ry fatsora fa le Cocktail kely saika hatao aza nofoanana fa hoe aleo hiarakory amindry lerony isika !!! fa tsy naha fatsora anlah kosa aloh le kapsaty ka!!
3. Noue
(
17/03/2009 18:03)
fatsorakely:aza manahy fa mbola ho avy io eee ! zay no nolazaiko oe tsy resy tsiakory ny olomangiana
tadidio fa isika maro an'isa,tokony hivondrona hanohitra hatramin'ny farany izao
5. xxx
(
17/03/2009 18:06)
:-D :-D esy e hoa ravalo eh! tokony arahina any @ ze nitsoahany any mitsy fa kriminely! :roll: :roll:
6. xxx
(
17/03/2009 18:08)
hita hoe matahoatra mafy ny resaka election ry tgv sy capsatien dia manao izay tsy ahafan'ny i ra8 milatsaka mbola aiza nefa ,mbola hoavy ny election,hibotenay le cu dans les urne e an ela
8. lasa
(
17/03/2009 18:15)
aok'zay ry reto a! adin'ombilahin'ny mpianakavy io,ka ny mahery tsy hobiana ,ny resy tsy akoraina;fa andeha ny fampandrosoa-mpirenana indray no himasoana.
9. xxx
(
17/03/2009 18:22)
ary toa miaramila gasy anga toa sakalava,antanosy ,antandroy,betsimisaraka fa toa tsy misy merina mihitsy e ,za ry zalahy efa lasa haut gradé daholo dia tsy manana commandemant
10. andrywui
(
17/03/2009 18:23)
Tam TGV notifitifirinareo reny kosa ve fihomehezana be no nataonareo tato !! ndrindra fa i ra- Batista !! ka izao kosa ve zahay vao tapakandro no mihomehy def asaina ajannn !!!! mba aleo kosa zahay mba hifaly kely 3andro fotsiny e!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. lasa
(
17/03/2009 18:33)
Mahazoa fahafinaretana ary e!nefa mba mandiniha kely ihany fa mahatapaka tsinay hono ny mihomehy ela loatra.
12. xxx
(
17/03/2009 18:36)
aza taitra mbola ho vidian'i ra8 indray cotier manana comandemant hanongana ny capsat,sy ry tgv :-D :-D :-D c'est largent qui compte maintenant
13. xxx
(
17/03/2009 18:50)
merina kanosa aleo hinany amniny ao merci rakotonandrasa fahazo izy fa vendrapoury
