Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mba misy fitiavan'TGV an'i M/car ve ?
1. Noue
(
11/03/2009 11:57)
Mba mahalasa saina ihany ary mampametraka fanontaniana oe mba misy fitiavan'tgv an'i M/car sy ny Malagasy ve ? satria efa hitany sy efa fantany zai ny zava-miseho ary tsy ahitana vaha-olana hatramizao ka tsy maintsy hasiana an'io assises nationales io , ka inona no antony handavany an'io raha mba misy na dia kely monja aza fitiavany ny malagasy mihatra zao daroka sy fanimbana isan-karazany zao ee ??? sa hiandry oatrio sary io vao hikoropaka ???
[URL=http://img22.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img22.imageshack.us/img22/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]
[URL=http://img22.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img22.imageshack.us/img22/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]
novalian'i fijo ny 11/03/2009 21:55
3. Mirananirina
(
11/03/2009 12:03)
Fitiavana toerana ny azy e.Raha azony eo io an.Sahy mianihana mihitsy aho fa tsy hisy fiovana i Dago,fahantrana aza no vao maika hihabetsaka.
4. Mandefitra
(
11/03/2009 12:05)
tsy inoako loatra hoe tia tanindrazana TGV sy zay momba azy.
Fijeriko iny.
Amiko mpivarotra tanindrazana izy, ary zay fomba rehetra hanapotehana ny firenena sy hialan dra8 eo dia ataony noho ny Vola sy ny Voninahitra.
Fijeriko iny.
Amiko mpivarotra tanindrazana izy, ary zay fomba rehetra hanapotehana ny firenena sy hialan dra8 eo dia ataony noho ny Vola sy ny Voninahitra.
5. xxx
(
11/03/2009 12:08)
:)
Minia tsy mijery ny zava-bitan'i Ra8 mihitsy nareo ireto an. Ireo zavatra anendrikendrehanareo an'i TGV ireo ange dia saontinany zavatra efa vitan'ni Ra8. Tsy azoko mihitsy ianareo ireto. Fa na izany na tsy izany, tsy mila resaka lava be intsony. Raha tia tanindrazana sy ny malagasy ra8 mba hivoahana amin'izao kirizy izao dia MIALA eo izy. Fa maninona marina moa izy ny mamikitra be amin'io seza io e????

6. Noue
(
11/03/2009 12:15)
ka na tiany hiala eo aza Ravalomanana, maninona izy no mandaha io assises nationales io ee ?? nahoana no avelany manao zay tiany atao @ fanampotehana an'M/car ny tariny ??
7. xxx
(
11/03/2009 12:21)
Inona izany Madagasikara ? Vola be ve izany ? Raha ENY no valiny dia tena tian'i Andry i Madagasikara
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
8. xxx
(
11/03/2009 12:23)
Na ianao contre an'i TGV sy pro-ra8 na iza contre an'i ra8 dia samy mitady filaminana. Ny sortie de crise naroson'i TGV dia mazava be, ny fialan'i ra8 eo. Inona ny zavatra mba aroson'ny filoha hajaina hivoahana amin'izao kirizy izao???, hiresaka ve?? efa natao ange izany fa mananihany fotsiny izy e. Ka izay no hitenenako anao e, efa tara loatra koa izao e, mampaninona an-dra8 moa ny miala eo e??? tsy efa be ve izay azony izay e????
9. xxx
(
11/03/2009 12:28)
xxx:

Tsotra ery ity fiteninao azy , mazava be : ny fialàn'i Ra8 ? Fa inona no fiheveranao ny vahoaka malagasy nifidy azy no hoe mazava be !!!!
Mety tsy hampaninona an-dRa8 hoy ianao fa tsy hahafaly anay nifidy azy ! HAJAO NY SAFIDIN'NY VAHOAKA azafady indrindra
Raha fanatsaràna no tadiavina azo atao ny miresaka , fa raha hifanongotrongotra ohatr'izao fotsiny dia miala tsiny fa tsy ekena !!!!
10. Oay
(
11/03/2009 12:35)
Noue:
Mba mahalasa saina ihany ary mampametraka fanontaniana oe mba misy fitiavan'tgv an'i M/car sy ny Malagasy ve ? satria efa hitany sy efa fantany zai ny zava-miseho ary tsy ahitana vaha-olana hatramizao ka tsy maintsy hasiana an'io assises nationales io , ka inona no antony handavany an'io raha mba misy na dia kely monja aza fitiavany ny malagasy mihatra zao daroka sy fanimbana isan-karazany zao ee ??? sa hiandry oatrio sary io vao hikoropaka ???
[URL=http://img22.imageshack.us/my.php?image=sanstitrekj.png][IMG]http://img22.imageshack.us/img22/2026/sanstitrekj.png[/IMG][/URL]
Raha ny fitiavan'i Ingahy Andry Rajoelina an'i Madagasikara aloha d tsy mbola misy afaka miteny hoe tia na tsy tia an'i Madagasikara izy fa ny zavatra azo lazaina d izao i Marc Ravalomanana d tsy mahatoky ny mpiray tanindrazana aminy satria nahoana:
_Raha vao tonga teo @ fitondrana izy d vahiny no nataony lehiben'ireo mpiambina anazy
_Jereo ny orin'asa toa ny Jirama fa vazaha fotsifotsy be ireny no nataony lehibe tao satria ny zavatra ao an-dohan'i Marc Ravalomanana d tsotra rehefa mahita vazaha ny Malagasy d hanaiky mora fona ny zavatra tiany atao.
_Jereo ireo mpikaraman'ady fotsifotsy be tao aorinan'ny kamion teo @ 13mai resaka comm moa ilay izy satria mbola averiko fa mihevitra foana i Marc Ravalomanana fa rehefa mahita olona fotsifotsy be ny Malagasy d hiondrika sy hanaiky.
Amin'izao fotoana izao d rariny i Ingahy Andry Rajoelina raha toa tsy mety mandray anjara @ ilay fihaonabe satria nahoana:
_Raha mbola atao hoe filou i Marc Ravalomanana d mbola midika izany fa izy no tompon'ny teny farany.
_Efa hiarahamahalala fa olona mpanao andolompo ity Marc Ravalomanana ity (Misy dikany ny nilazan'ny vice amiral ex minisitrin'ny fiarovana omaly nanao hoe "Tiavo ny fahavalonareo") porofo @ izany ny tsy naneken'ny ny famotsorankeloka faobe noho izany d rariny i Ingahy Andry Rajoelina raha tsy manaiky satria sao d "Tsy miady tsy miady kanefa ny kibay an-kelika ihany" ary marina ny an'i Zandrikely Andry Rajoelina fa ny "Mahery tsy maody tsy ela velona" ary "Raha malina aza mifehy azo tokana"
_Koa ny vahaolana d ny fametrahan'i Marc Ravalomanana ny fitondrana @ olona neutre (ohatra FFKM).
_Rehefa mahita an'izany ny miaramila d mandray andraikitra hiaro an'i Marc Ravalomanana sy ny fananany satria olompirenena mendrika an'izany izy.
_D atao amin'izay ny fihaonabempirenena hirosohana @ repoblika vaovao ka afaka mirotsaka i Marc Ravalomanana satria mbola anankiray ny mandat vitany fa kosa tsy afaka mirotsaka i Ratsiraka satria efa telompolotaona teo @ fitondrana.
Izay ny vahaolana hitako ny ambiny d resaka teknika
11. andrywui
(
11/03/2009 12:37)
Mirana a ! aiza aloh le sary taloha iry e !! iny ihany no tiako Mirana a!
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :*
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ :*
12. xxx
(
11/03/2009 12:39)
Tsotra tokoa tompoko ny hanambarako azy satria zavatra tsotra ilay izy. Tsy haniratsira ny safidin'ny vahoaka akory aho. Fa i Ra8 dia nofidina hanasoa ny vahoaka malagasy sy ny tanindrazana, ka izany ve ary no nataony??????????? Rehefa miho-pefy izy ka maniratsira ny vahoaka nifidy azy dia zon'ny vahoaka, izay nanome fahefana azy no manala sy maka izany fahefana izany. Eny fa na dia tsy amin'ny alalan'ny demokrasia ary satria io demokrasia io mihitsy no tsy hajain'ny filohantsika.
Fa haveriko ihany, efa tsy fotoanan'ny resaka intsony izao, ny tolona dia mitohy hatrany mandra-pialan'i ra8 eo.
Fa haveriko ihany, efa tsy fotoanan'ny resaka intsony izao, ny tolona dia mitohy hatrany mandra-pialan'i ra8 eo.
13. xxx
(
11/03/2009 12:47)

Mba fantatrao moa fa TGV n'a rien à foutre de ton tolona ? Ny mission-ny tsotra : hamerina an'i Madagasikara ho eo ambany vahohon'i Frantsa; Ra8 mantsy tsy mety hanome an'i M/car an'i La Frantsa reny malala .
Ka dia vitao rahavana ny tolona , dia hotsaroanao tsy ho ela izao resaka izao
Efa mintanintanina fotsiny La Frantsa @ zao hoe rahoviana no hihinana !
Dia tsarovy aho rehefa vita ny tolona fa mbola omeko 5 taona ianao fara-fahakeliny , hihinana kely noho izay nohaninao @ izao vanim-potoana izao
14. Mirananirina
(
11/03/2009 12:49)
Mirana a ! aiza aloh le sary taloha iry e !! iny ihany no tiako Mirana a!
Ka izao hitako tsara ny adalana ataonareo ato,tena fanina mihitsy aho tsy mahita anareo.
15. xxx
(
11/03/2009 12:57)
Efa miresaka mazava isika izany ka inona ary ny mba hevitrao hanavotana an'i gasikara e??? satria i ra8 amiko manokana dia tsy solution. Ary marina hoe ny frantsay ny mitsinjo ny intéret fotsiny, fa iza moa no firenena tsy mitsinjo ny intéret-any, Ary tsy normal be koa ve raha mitsinjo ny firenenao ianao. Azafady fa diso aho ny filohantsika dia tsy mitsinjo ny fireneny, sa diso aho??? ahitsiho raha diso!!! Ary na tia tena ary ny frantsay, fa ny amerikana koa ange ka mbola pire e!!!! sa diso koa aho???? ary fantatrao tsara fa firenena mahantra isika ka tsy maintsy mila ny vahiny na tiana na tsy tiana ka hitodika aiza ary isika???
16. xxx
(
11/03/2009 13:27)
Tsisy hiraharahian`i Andry TGV an`izay M/car any zany . Resaka propagandy politika fotsiny sy cinema ireny rehetra ireny fa tsotra ny Mission-ny : Tsy maintsy hanongana an-dRa8 , hampigadra na hampitsoaka an-dRa8 mba hahafahan`exilé mody , hikarakara fifidianana bidon ka ny olona hatao eo dia izay mi-servir ny interêt Frantsay . Misy dikany matoa ny Ambasady nampiantrano azy fa tsy tongatonga foana akory izany . Volabe no tambin`izay dia izay ihany no antony . Efa ela-be no efa nomanina io , ary tafiditra amin`izany izao fikomian`ny Miaramila izao . Ny alika jamban`ny Taolana , fa ry Sous officiers jamban`ny saosy . Vola be no mikoriana ao fa izay fitiavan-tanindrazana aza resahina akory izany . Ny olana nefa , na azon`ileiry daolo aza ny Camps Militaires rehetra eto Madagasikara satria owe be vola , mino ve izy fa hilamina tsara raha andeha hatao hoe ho tafakatra soaman-tsara eo amin`ny Filohan`ny Tetezamita amin`ny alalan`ireto Mpanao Forcing n`ny Capsat ireto ? Tsy hoe manana basy be , sy Lance roquette be dia hoe mampihorohoro e ! Olona manambady aman-janaka koa ireo na izany aza ! Dia Eo tsika mahita izy e !!!!
17. xxx
(
11/03/2009 13:54)
Tsy haiko loatra ireto endrikendrika ataonao ireto, fa na marina ireo na tsy marina, i ra8 tsy misy ilana azy. Ka hiroso amin'ny fitrongisana an'azy eo aloha isika. Dia avy eo tokoa mahita izy.
18. Oay
(
11/03/2009 14:14)
xxx:
Tsisy hiraharahian`i Andry TGV an`izay M/car any zany .
Amiko maika loatra i XXX satria tsy mbola afaka misy milaza aloha hatramin'izao hoe tsy tia an'i Madagasikara i Andry Rajoelina satria mbola tsy nisy nanana porofo fa efa nivarotra an'i Madagasikara izy na hoe misy manana porofo fa efa nampiditra mpikarama an'ady fotsifotsy be ireny teto Madagasikara izy ka aleo aloha hilamina d misesy d hohita eo ny tohiny...
xxx:
Olona manambady aman-janaka koa ireo na izany aza ! Dia Eo tsika mahita izy e !!!!
Mampahatsiaro ahy ny kabarin'i Marc Ravalomanana ity resak'i XXX ity ozy mantsy i Marc Ravalomanana t@ 2002 rehefa nanapatra ny heriny teo @ RNM sy ny TVM ry Ratsiraka d izao no nolazain'i Marc Ravalomanana:.... ianareo ireo tsy izahay no hitsara anareo fa ho avy ilay hitsara anareo ary ianareo ireo d manana taranaka (Olona manambady aman-janaka ozy XXX) ka hotsaraina aminareo sy ny taranakareo izao ataonareo izao.Ka raha izao fomba firesak'i XXX izao d hita mihintsy fa tena latsapaka ao aminareo mihintsy ity resaka manambady amanjanaka ity kanefa d efa hitanareo izao ny mahazo an'i Ratsiraka sy ny taranany d mbola ianareo indray no mamerina ny nataony ka ozy ilay teny izay fantatrareo tsara ny fisiany manao hoe:"Loza ho an'izay mahalala kanefa minia mandika satria avo roa heny ny fatra hitsarana azy ireny" ka d aleo hohita ny tohin'ny tantara é! Fa so d ny mamo indray no miantso polisy sa gisa lahy mihinanketsa ka ny mpangalatra indray no avo vava.
19. xxx
(
11/03/2009 14:39)
Raha tia an'i M/car izy dia manao ezaka hampilamina azy, tsy izay no zava-miseho fa "mitso-drano " lava ny olona hiady sy hifamono izy ... tsy maintsy ny azy no hatao !!!
20. ravonjison
(
11/03/2009 16:06)
xxx:
:)
Minia tsy mijery ny zava-bitan'i Ra8 mihitsy nareo ireto an. Ireo zavatra anendrikendrehanareo an'i TGV ireo ange dia saontinany zavatra efa vitan'ni Ra8. Tsy azoko mihitsy ianareo ireto. Fa na izany na tsy izany, tsy mila resaka lava be intsony. Raha tia tanindrazana sy ny malagasy ra8 mba hivoahana amin'izao kirizy izao dia MIALA eo izy. Fa maninona marina moa izy ny mamikitra be amin'io seza io e????
Tsy fantako hoe inona tsy mazava amoinao, mahatonga an¨i Ravalo tsy miala.Efa hita fa Saribakoly i Andry, misy olon-kafa ao ambadika ao, ny tanjony dia ny hanala an' i Ravalo, fa ny ankoatr' izay dia resaketotra fotsiny.
Eritrereto hoe ianao manana toerana, voafidim-bahoaka, dia misy olona ( na irak' olona) mipoatra tampoka midradradradra ny fahantran ' ny gasy, ny hanala anao anefa no tetiny, dia hekenao ve izany ? Izaho tsy manaiky an' izany e.
Raha izao no eo @ toeran' i Ravalo dia tsy miala izany mihitsy aho. Raha misy fanampahan-kevitra diso nataoko tany aloha tany dia izay no hoahitsiko, fa izao kosa tsy hiala izany.
Raha miala eo izy dia manome vahana ireo olona te-hanala azy. Politika io e.