ny tena atahoran'i andry io dinika hiombonana io dia izao.rah atanteraka io,dia hijanona eo ravalo,ary hisy ny fifidianana vaovao.
io fifidianana io no atahorany satria rah ambola milatsaka eo ravalo amin'izao,dia mbolaholany.ka izay no tena tsy zakany.
I Ravalo de tsy hiala eo zany. Aoka ho fantantsika fa tsy i Andry rery akory no manana firenena ao aorinany, ny Frantsay io. I Ravalo ko manana firenena matanjaka ao aorinany ary izany no tsy mahataitra sy tsy mapihetsibolomaso azy io hoe hiala izany. Efa nahazo toky i Ravalo fa tsy ho irery izany ihany ko. Ka samy adin'ny be sandry io ry zareo, fa izay tsy mandinika no reraka be ambony eo ihany fa ry zareo 2 lahy reo anie ka efa tsara piantoka e. hehehe