Mila firenena vanona sy milamina ny Malagasy

3. pitch
(
13/03/2009 09:50)
Be loatra ny mpanompo sampy eto amintsika satria toa ny vola indray izao no tena sampy voalohany iainanan' ny malagasy. Ankoatra ireo ny ody isan-karazany. Adino ny fahendrena malagasy fa toa tsy misy antony intsony ny mamono olona rehefa misy kendrena.
Toa sarisarim-pivavahana no betsaka eto ankehitriny. Milaza ho Mpivavaka nefa ny kibay an-kelika ihany.
Rehefa miverina aminy fitiavana voalohany ny malagasy mahatsiaro tena vao mety hisy ny fivoarana dia ny Fahatsiarovan-tena Zava-boaharin'Andriamanitra izy ka tokony toy ny fiananan'Mpivavaka koa ny fiainany eo anatrehan' ny namany.
Mila fifankatiavana - fanetre-tena - fandeferana - fahatsoram-po - sns………

4. rhina
(
10/09/2009 14:36)
tena marina fa zao
miainga amin'ny tsirairay lo ngamba no tokony hisy filamainana e!!!!
na ara-tsaina, ara-batana, ara-panahy
sa aona oz nareo

5. zouri
(
05/11/2009 13:39)
Aleo foanana daholo ny ireo journaliste milaza vaovao mibilaka reo ary manao zay hiexcitena ny olona fostiny
d tsy asiana intsony ko reo tafika zay milaza ho mpiaro ny vahoaka nefa toa mety ho baikon'ny vola fotsiny ihany
d esorina avokoa ireo mpitsara mitsara tsy ra-drariny fa mande arakaraky ny zay eo am fitondrana fotsiny
d tsy asiana politika ntsony fa toa tsy mitondra fitsikerana fa manao izay ahazontseza fotsiny! tia tanindrazana (ny fitondrana io) fa tsy tia ny malagasy akory
d sure aho fa hilamina ny malagasy raha tsy mis ntsony reo mpanakorontana rehetra ireo!
sa ahoana hoy nareao
:? :? :? :? :? :?