Ankitifitra ihany koa eny Anosy izao

1. bozyboleta ( 11/03/2009 11:47)
Ireo olona hiandry ministera no niharan'izany ary raha nitsoaka tany @ HJRA dia mbola narahan'ireo mpitifitra ihany.
répondu par fijo le 11/03/2009 21:07
2. virjiny ( 11/03/2009 11:49)
iza no mitifitra eny fa tsy mazava e,
3. andrywui ( 11/03/2009 11:53)
hi hi h hi hi hita ko !! le mpitifitra foana no asesiky ry bozy fa tsy fantatra tsony oe iza no mitifitra an'iza?? noho ny amin'inonn?? oviana zany ?? fa maninnn ?? nahoana ?? inona no antony ?? valio tsy11 kalouny ireo Bozy a!!


=D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ =D> =D>
4. tsinjo ( 11/03/2009 11:54)
kozy ve le ??
5. tsinjo ( 11/03/2009 11:59)
ary radio mada houn may ??????

rawiwiwi :-*
6. rohy ( 11/03/2009 12:02)
mba asio porofo mazava klo fa izay le mahabe tsaho.Iza no nitam-basy de iza no votifitra sns....
7. Mirananirina ( 11/03/2009 12:05)
Ka matoa navoakany eto dia marina izany
8. tsinjo ( 11/03/2009 12:08)
source rdj : ireo miaro ny ara-dalana miambina ny ministera dia ny capsat no ande haka ministera no nitifitra variraraka
9. mmmhh ( 11/03/2009 12:28)
bozy a, tena serieux ve zany?

tsinjo? tsy mba tsahonao koa ve le radio mada may ??
10. xxx ( 11/03/2009 12:33)
Lasa mpampihorohro le capsat , le miaramila avy ao amin'ny capsat no nitifitra. Dia mbola manao demonstration-na tsy fisainana ihany le miaramila . Reny le efa tsy afaka tamin'ny exam gendarme sy polisy nefa niveau BEPC no ilaina .
Ty misy solution simple sady rapide amin'ny fivoahana amin'ny krizy : Mila vonoina daholo amin'izay ireo olona reo , i odon no vonona volohany (Raha tsy hoe handefa menace ny mafia vatican) d ny miaramila manao mutinerie avy eo dia avy eo ry sareraka sy ry organes sy ry monja sy ny forongony d i andry tsy vonona fa tapatapahana ny tanany sy ny tongony d hidina any tsiafahy , Andramo ange zany fa tonga d milamina io e!
11. mmmhh ( 11/03/2009 12:34)
12. mmmhh ( 11/03/2009 12:35)
13. tsinjo ( 11/03/2009 12:37)
aleo ry reto manaiky resy a ,marina e
14. rohy ( 11/03/2009 12:38)
resaka tsy valiana izany
15. bozyboleta ( 11/03/2009 13:12)
Olona niantso telephone sady niazakazaka nitsoaka no nahenoko izany teo ary maika hamonjy azy teny @ HJRA aho teo fa naratra izy dia zay aloha no voasoratro.

Zao vao tafaverina dia ireto no voaangona.
Fiara 4x4 sy camion 1 misy soratra CAPSAT feno miaramila manao béret rouge no nitifitra ireo mpiaro ny ara-dalàna niandry ny ministera teny anosy satria hoe haka ministera ny teny @ 13 mai androany.
Ny anton\'ny nitifirana tsy fantatra satria nipetraka teo amin\'ny ministera teo Anosy ireo olona ireo no nandalo ireo fiara ireo nanao ny tifitra.
Ireo naratra hitako aloha ary vehivavy ny ankamaroany dia naratra vokatry ny fihazakazahana sy fianjerana.
Tsy hitako na nisy naratran\'ny bala satria feno olona be tao ka tsy afaka niditra anatiny loatra.
16. yuka ( 11/03/2009 13:39)
:( :cry:
in tsony no holazaina,efa mazava zany fa ny TGVistes no vahoaka arovana,fa ny afa tsy mahazo maneo hevitra :roll:
fangaha indray tsy miaro vahoaka ny miaramila???
sa miaro ny pitolon'ny 13ihany ireo ny vahoakany??
17. ronaldo09 ( 11/03/2009 15:04)
Aza mandainga fa tsy nisy an'izany tenye! :evil: :evil:
18. xl ( 11/03/2009 15:18)
Lasa mpampihorohro le capsat , le miaramila avy ao amin'ny capsat no nitifitra. Dia mbola manao demonstration-na tsy fisainana ihany le miaramila . Reny le efa tsy afaka tamin'ny exam gendarme sy polisy nefa niveau BEPC no ilaina .
Ty misy solution simple sady rapide amin'ny fivoahana amin'ny krizy : Mila vonoina daholo amin'izay ireo olona reo , i odon no vonona volohany (Raha tsy hoe handefa menace ny mafia vatican) d ny miaramila manao mutinerie avy eo dia avy eo ry sareraka sy ry organes sy ry monja sy ny forongony d i andry tsy vonona fa tapatapahana ny tanany sy ny tongony d hidina any tsiafahy , Andramo ange zany fa tonga d milamina io e!

DORANA VELONA EO @ 13 MAY IREO FA EFA NANOMBOKA NY FAMONOANA TGV TENY ANKADIFOTSY ANIO
ON VERRA LA SUITE DEMAIN
19. fijo ( 11/03/2009 21:07)
vao niantso tany mada aho teo.bandy TGVista no nantsoiko tany,ary mipetraka ao tsimbazaza.manamarina lery ,fa ny miaramila avy ao amin'ny cpsat no nitifitra ny olona tao anosy.ary lery izao ,lasa tsy tia tgv intsony fa ry zalahy ,tsy avelan'ny miaramila mivoak any tananaintsony izao.(tanana=tsimbazaza)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581