Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSY AO @ AMBASSADE FRANTSAY INTSONY IANDRY TGV
1. TEGEVE
(
10/03/2009 17:38)
anaka isany dia tapitra teo ny bail ,fa navoakan-dry zareo tao i TGV hidinika @ filiha hajaina R8 ,may ny endomboanjo fa manery koa ny tafika ;72 h ,dia ho maty foana ve ny vahoaka nohon'ny fitiavan-tenanay,ho potika ve i madagasigara satria tsy fofehinay intsony ny hambim-ponay,miafanaraha haingana nareo ry mpianaka (l) (l)
novalian'i andrywui ny 11/03/2009 07:51
2. xxx
(
10/03/2009 17:43)
aleo aloha ho tapitra ny 72h dia ho hita eo,ny arivo lahy tsy maty indray andro
3. pikatti
(
10/03/2009 17:47)
tsy nahofa ambasady tsony lery fa tsy ny volan'ny western union ny dinosoro :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx
(
11/03/2009 03:16)
avohay tao le 4X4 iny fijo fa kely sisa dia vita kou i dadatoa depiotenareo iny é :-D :-D :-D :-D
6. ravatorano
(
11/03/2009 06:43)
aoka izay marina ny fifampihatsiana fa izay hevitra hampijanona izao krizy zao no tokony ho jerena !
:wink:
:wink:
7. mion
(
11/03/2009 06:43)
Mandeha ny resaka, ary resaka vao mitsiry izy ity ka zaraiko anareo fa tokony hifindra ecole ao Angleterre na Pays hafa ankoatra an'i Frantsa ianareo ze mianatra any fa ahita ny anganony ireo frantsay sy karana eto Mada HONO ato ho ato
