Manana olana kely

1. mathla ( 10/03/2009 20:35)
Rehefa miserasera (mitsaty) atsy ambadika, ka misy accent le soratra dia miova ho caractère hafa no hitako eo amin'ny ecran-ko. Inona ny blem am-le izy ary inona ny solution hamahana ny olana amin'izany?
Misaotra amin'ny torohevitra o.
novalian'i nilex ny 17/03/2009 07:35
2. sitlo ( 11/03/2009 14:02)
Mitsiky fotsiny dia ampy ka, izay izao no vahaolana.
3. nilex ( 17/03/2009 07:35)
raha ny fijeriko izany dia misy virus izany ka mila scanena na reinstallena mihintsy dia ho hita eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1458