mba mila sujet matotra fa tsy resa-jaza no atao eto

1. xxx ( 10/03/2009 13:44)
tena mankaleo ny mamaky serasera fa tsy misy resaka fahamatorana mihintsy le resaka atao fa lasa resaka boay kely miresaka rehefa mirava reny.Mba mahaiza koa miady hevitra fa manao debat @ lolom-po ny namana sasany. misaotra
novalian'i njara2007 ny 10/03/2009 14:21
2. peta83 ( 10/03/2009 13:51)
8) ODON RAZANAKOLONA : Ndana ianao mivoka refa tsy afapo amin'ny dinika ato . Fau pa compliquer la vie 8O 8O 8O 8O 8O
3. ratavao ( 10/03/2009 14:15)
Hita mihitsy hoe: toe-tsaina novolavolain'i R-8 tao anatin'ny 7 taona enao ry Peta83
4. xxx ( 10/03/2009 14:20)
boaykely matotra noho i iza mo lé anarany teo dadabomo sa dadamobo
5. njara2007 ( 10/03/2009 14:21)
Tsy dia tsara loatra ny mifanaratsy ry namana peta83; fotoana maro2 no hitako fa TIM en 100% ny malagasy raha forumiste no jerena (tsy nisy niteny tato hoe resa-jaza ny anareo....) ; ankehitriny kosa izay aho vao mba nahita ny hevitry ny tsy mpankasitraka TIM( izay tsy voatery ho TGV araka ny filazanareo...) dia lazaina ve fa resa-jaza????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0865