Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
jetl ( 09/03/2009 16:59)
Mandiniha ihany aloha vao miteny
Tokony mba handinika ihany ireny olona miteniteny foana antelefonina @ alalan'ny radio ireny INDRINDRA TAO @ RADIO ANTSIVA milaza fa hoe : tena tsy mety ny ataon'ny emmonat fa mampihorohoro vahoaka ho... tohiny
ifiona ( 09/03/2009 16:38)
arovan'ny ONU i TGV...
zany hono! Madagascar: Rajoelina sous protection de l'ONU, "assises" de sortie de crise AFP 09.03.09 | 16h52 L'opposant malgache Andry Rajoelina, en conflit ouvert avec le président Marc Rav... tohiny
novalian'i tafondro ny 10/03/2009 19:41
dasy ( 09/03/2009 16:35)
simba ve ny topmada
tsy mandeha izao ny topmada, misy antony ve ?... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:19
ratavao ( 09/03/2009 14:57)
Hevi-dratsy tsy mety tapitra
Rehefa tsy nanao ny fanaony intsony ny EMMO-NAT dia nalefa ireo gros bras handroba mba hanasoketana fa ny vahoka no manondroba fa tsy misy emmo/nat handamina. De mody atao daholo izay mahomby rehetra ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 09/03/2009 20:07
xxx ( 09/03/2009 13:58)
Lasa adala
Lasa adala ny site sobika, ny bug noho ny fidirana tsy misy farany ataon'i............. Ny information ao foana moa no alaina handrangitana ny olona eto ka izao no niafarany. Raha tena matanjaka tsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 15:38
xxx ( 09/03/2009 13:04)
MIFAMPIVAVAHA IANAREO
MIFAMPIVAVAHA IANAREO :D :) :( :? 8O :o 8) :lol: :x :cry: :oops: :P :twisted: :roll: :wink: :/ 8-) :°) :} :^) :-D :-P :-o :{ ^^ ;-) :* MIFAMPIVAVAHA IANAREO :idea: ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 09/03/2009 21:07
nyavo2000 ( 09/03/2009 12:54)
4x4 Hilux N°2450 TAF & VOLA 400 M Fmg hoan'ny ss-OFFICIERs
-Araka ny tatitra mari-pototra, dia fantatra fa vola 400 M FMG no takalo amin'ny fihetsika nataon'ny sous-officier omaly. 4×4 toyota hilux N° 2450 TAF sy Golf type 4 gris no nanao ny fifanolorana... tohiny
novalian'i gran ny 10/03/2009 20:15
xxx ( 09/03/2009 12:53)
Na pro-Ra8 enao na pro-TGV samy perte @ fandrobana
Nahoana tokoa moa no tsy miray hina ny olona rht @ izao situation izao na pro-Ra8 enao na pro-TGV de samy hiovaka perte @ io fanararaotana fandrobana misy @ izao fotoana izao io. Alefaso ny soso-kevit... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:51
penguin ( 09/03/2009 12:42)
Nolazain'ny VIVA fa KITAHORINA hono ny miaramila Malagasy
Tsy tahotra tsy henatra fa nandrahona ny mpampiresaky ny Radio VIVA ary nilaza sy naka ohatra ny resaka tamin'ny GAL Fidy. Nolazain-dreo fa mandositra hono no hain'ny miaramila Malagasy ka mitandrema ... tohiny
novalian'i penguin ny 10/03/2009 05:56
rahiratra ( 09/03/2009 12:21)
Mathotra TGV ny miaramila dia milaza ny tsy ao an-tsainy
Kay moa ka asa fivelomana tsara hoy ry zalahy ny miaramila ary tany milamina i Madagasikara ka na sarim-bavy aza afaka manao miaramila. Tonga ny saritaka dia milaza ho tsy izy ny akama.... tohiny
novalian'i ratavao ny 09/03/2009 14:31
xxx ( 09/03/2009 12:19)
MIFAMPIVAVAHA IANAREO
RAHA TENA MIVAVAKA IANAO RY MONGA BE DIA HENOY NY TENIN'NY RAY AMANDRENY NANATRA HOE MIFAMPIVAVAHA IANAREO FA TSY MANAO LOHAN'ANTITRA ADALA ETO TSOTRA ANIE IZANY E!... tohiny
ni81 ( 09/03/2009 12:16)
Inona no malaza avy ao
Mba samia hoe isika milaza izay zavatra fantatra fa malaza avy ao amin'ny toerana iray. Ohatra hoe: ny mampalaza an' Arivonimamo dia ny tapia, bononoka, ny fanenomana lambamena sns... ... tohiny
tataka ( 09/03/2009 12:01)
Mba menatra aorian'ny 24 ora raha mbola eo Ra8
Mba menatra aorian'ny 24 ora raha mbola eo Ra8 satria na ny Ministera azo aza tsy voatana akory.... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 13:55
ronaldo09 ( 09/03/2009 11:57)
24 ora no omena an'laisany
Vita hatreo ny fitondrana jadona,fanavakavahana ara-piaviana ,fitondrana tsy refesi-mandidy nataon-dRavalomanana sy ny tariny ny fandrobana. Ny VIVA nataon'ireo milisy , ny fisian'ireo mpikaraman... tohiny
novalian'i ngoiha ny 10/03/2009 12:44
penguin ( 09/03/2009 11:46)
Fandrobana no rehareha. TGV Ho Fitondranan'ny Fandrobana
Izay no izy fa samia miomana fa ho avy ny Fitondran'ny Fandrobana. Izay manana dia ireny no alaina hampanana haingana ny tsy manana... tohiny
novalian'i aloalo ny 09/03/2009 12:52
Optik ( 09/03/2009 11:37)
Raikitra ndray ny fandrobana
Raikitra ndray ny fandrobana magazay eny tanjombato, Mino aho fa FALY tena faly zao Odon Razanakolona satria tsy misy miaramila miasa tsony.... Misôtra môsenera.... tohiny
novalian'i ifiona ny 09/03/2009 13:17
xxx ( 09/03/2009 11:30)
demostration de force de tgv selon AFP
ARAKA NY VOALAZAN'NY AFP SY CNN DIA VAHOAKA BE TEO @ 13mai androany,entre 15000a 30000,ary efa betsaka ireo officier no manaraka an'i tgv,... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 14:23
penguin ( 09/03/2009 11:11)
Ny Fitondran-DRa8 mitohy ary tsy miala io
Na hanohy ny resaka bontolo ny mpandroba, na hitady hevitra maloto isan-karazany mba hanasarantsarahana ny Miaramila, na hampiady ny finoana Katolika sy ny hafa, na mody miantso Andriamanitra nefa ny ... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 10/03/2009 09:24
xxx ( 09/03/2009 11:10)
o re olona a
zareo vé no manao ny ataony ady seza dia tsika no fitaovana ampiakatrazy e,aza manaiky atao olona sorona e,mapalaelo,te hanakarena daolo anié e,misaotra :* ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/03/2009 16:12
tsykivy ( 09/03/2009 10:32)
"Manal" ze mitsiko ro lomotse
Tsara le hiran'i Manaly. Tena tiko be... tohiny
novalian'i Koditra ny 09/03/2009 20:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3083