Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Oay
(
08/03/2009 07:45)
Ahoana ity andrimasompokonolona ity é!
Manitikitika ny saiko hoe "Ahoana ary toa ny TGV ihany no manao andrimasompokonolona kanefa d ny mponina misy TIM".
Fa maninona ny TIM tsy mba mampiseho ny fanoanany ny filou-ny, lasa ihany ny saiko...
tohiny
novalian'i tafondro ny 08/03/2009 13:24
diana
(
08/03/2009 07:20)
De aona ty bizn ty, manimba zav tss
Tena tsy lasa daôlo reto mpitondra reto. Le8 efa iny saika naongana iny fa mbola tsy tafa atrizao fa ny blème kou matahotra ny masony boay kely nefa te hividy ny lohany. Zao zao ny ay : ny yaourt 1....
tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 09:15
xxx
(
08/03/2009 05:02)
president
:^) mety vé ra-president ianao nefa tsy mipoatra vahoaka fa téléphone no hiresahina amin'ny mponina,asa mety vé io hoy nareo anefa ny tena filoa :!: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/03/2009 17:47
TEGEVE
(
08/03/2009 01:03)
MAMPIASA BASY ARIARY7 antsoina hoe "jereo eto" iandrywui....
anaka isany mapiasa ny teti-dratsiny hatrany ny anaka mamoafady andrywui rehefa tsy nahomby intsony ny copie-coller,saingy maivana le hacker ,maivana toa ny TGV ihany moa izany,miverena @ làlana mahi...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 08/03/2009 15:19
bazylou
(
07/03/2009 23:51)
reveo ao dia ereto
ao fa ianreo mianakavy no nifidyazy e!! aza mimenomenona ary ny mividy menaka 50.000 fmg ny litre, ny yaourt 1.500, de reveo ao e. ny anay tsy omenayanareo :roll: :roll: ...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 10:33
xxx
(
07/03/2009 22:44)
fa maninona ny fianana no lafo be
fanazavana fohifohy ,ny fanjakan dia toy ny ay amandreny ihany ary ny zanaka no vahoaka.
io ray amandreny io mikarama 1000euros par mois,izany hoe vola azo t@ impos isankarazany toy ny tourisme ny i...
tohiny
novalian'i ndenn ny 08/03/2009 11:31
soanja
(
07/03/2009 21:14)
Maninona ianao no misy?
Araka ny hevitrao inona no nahatonga anao teto an-tany? Teraka ianao satria nahoana? Efa nomanin'Andriamanitra ve ny fisianao? Raha nomaniNy dia satria nahoana? Nahoana no ianao no nateraka fa tsy i R...
tohiny
novalian'i soanja ny 17/03/2009 04:45
diana
(
07/03/2009 21:13)
Manimba tsena ntssss
Tena tsy lasa daôlo reto mpitondra reto. Le8 efa iny saika naongana iny fa mbola tsy tafa atrizao fa ny blème kou matahotra ny masony boay kely nefa te hividy ny lohany. Zao zao ny ay : ny yaourt 1....
tohiny
novalian'i andrywain ny 08/03/2009 11:18
bazylou
(
07/03/2009 20:54)
fanasoketana tsotra izao fotsiny le izy
satria tsy zakan'ny le8 ilay kombaka dia atao daholo izao fandotoana and co izao. Lazainy mazava tsara hono fa hoe hita tao amin'ny viva ny materieln'ny mbs. Ny harivan'io ihanyny radio dia nilaza maz...
tohiny
novalian'i tanymasina ny 08/03/2009 15:10
Optik
(
07/03/2009 20:46)
Na basy na tafondro...
[b]"[i]Na basy na tafondro hipôka, tsy hihemotra isika; eo anilanareo mandrakariva aho[/i]"[/b] Andry Radomelina 07/02/2009
Vô bomba lacrymo. fosiny anefa zao no mipôka de niova ny tononkira:
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 08/03/2009 11:48
fozaoranabe
(
07/03/2009 20:02)
FOANA MANDRITRA UNE SEMAINE NY COPIE COLLER
ARAKA NY TAPAKEVITRA ATAO @ fivoriambe foza orana dia tapaka fa ny hevitra fa atsahatra ny fandefasana copie coller,satria betsaka loatra no fitarainana azonay mpiandraikitra(foza orana),sy ny fangata...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2009 10:37
Noue
(
07/03/2009 19:09)
Andry Rajoelina n’ira plus sur la Place du 13 Mai
[b]“Maintenant, je suis caché en lieu sûr, où on ne peut pas m’attaquer. Jusqu’à ce que ça se décante, je ne peux plus me présenter physiquement devant mes partisans”
“La situati...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:22
bazylou
(
07/03/2009 17:20)
vive tgv
tgv ihany ny anay e!! :roll: ...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:09
andrywain
(
07/03/2009 16:10)
wainbe za fa diso hevitra teto
tena wain be za fa resy tgv ary diso hevitra hatramvolohany :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: aleo le ps andrywi sisa ampiasaina dia hivadika TIM amizay aho
mifona hery
mifona Noue
mifona m...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 08/03/2009 17:50
xl
(
07/03/2009 16:09)
Aoka izay ny herisetra fa tapi dalakaleha...
maratra sy matimaty foana no betsaka @ famporisihina hevitra tsy mahasoa...
tohiny
novalian'i xl ny 08/03/2009 08:41
Kdaombaramita
(
07/03/2009 13:44)
Hianatra ao Paris
Misy nièce-ko hianatra ao Paris amin'ny herintaona. Ao amin'ny IESA na IESEG no hisy azy, tsy miankina amin'ny CROUS izany. Sao mba misy hevitra avy aminareo amin'ny fangatahana trano any Cachan na A...
tohiny
novalian'i finaritra ny 26/03/2009 14:05
TEGEVE
(
07/03/2009 12:50)
VITA MATAVY I salopard mpitolona mpanopa navitrika taloha
anakamamoafady salopard ,efa imbetsaka ihany no nanarina ianao anaka ,nefa indrisy fa io loham-botonao io foana no asesikao eto,manasa tànana maimaim-poana aho,
hevitra no alefa fa tsy ny mpisera no...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 22:52
tsimatimanota
(
07/03/2009 12:06)
Tsy ny Katolika velively no miteny fa i odon irery, tsy ilai
TARATASY MISOKATRA HO AN'NY FIOMBONAMBEN'NY EVEKA ETO MADAGASIKARA SY NY MPITONDRA FIVAVAHANA REHETRA ARY NY KRISTIANINA
Ny tenako izay manoratra dia Katôlika nahazo ny Sakrameta fanomen'ny Eglizy...
tohiny
novalian'i piste ny 08/03/2009 13:14
Andribe
(
07/03/2009 11:54)
inona no hiseho raha samborina i tgv
Inona moa no miseho raha samborina i tgv noho ny korotana izay nataony
esorina ve i ra8 raha toa ka tsy milamina ny firenena h@ rahoviana
dia iza no handray andraikitra ny miaramila ve sa ny onu
...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:38
bozyboleta
(
07/03/2009 11:35)
Latsaka ny ranomasoko...
Misy mi-scène ray indray koa t@ radio antsiva nanao ranomasom-boay.
I latimer rangers ndray no nanao sinema mody nitomany sy nifendrofendro be teo hoe manameloka ny fanenjehana ny olona tsy manan-...
tohiny
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:33
