VITA MATAVY I salopard mpitolona mpanopa navitrika taloha

1. TEGEVE ( 07/03/2009 12:50)
anakamamoafady salopard ,efa imbetsaka ihany no nanarina ianao anaka ,nefa indrisy fa io loham-botonao io foana no asesikao eto,manasa tànana maimaim-poana aho,
hevitra no alefa fa tsy ny mpisera no ompaina,mino aho fa i Optik mpandefa sary maloto teto iny dia toa izay ihany koa
anaka mpiandraikitra misaotra anao manokana ny tenako

(l) (l)
novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 22:52
2. salopard ( 07/03/2009 12:55)
surveille ton derrière petit bohnomme, il va y avoir du jaune et du rouge (zone rouge)

surveille ton derrière
3. sudafy ( 07/03/2009 12:55)
aleo izy TEZEVE hiteny tsy mahazaka fa ianareo e? ilaina ny mikritika an'ity pouvoir ity fa tsy mpisoleleka foana e ,ary le fivavahana foana no entiny miaro an ity fitondrana ity
4. TEGEVE ( 07/03/2009 12:58)
anaka salopard aza misendotra ianao anak afa marary fotsiny eo,ary fantatrao tsara fa manimba ny fahasalamanao izany (l) (l)
5. sudafy ( 07/03/2009 13:07)
anaka tezeve AOKA IZAY NY PROVOCATION NAO (l) (l)
6. andrywui ( 07/03/2009 13:17)
marina zany


jereo eto
7. sudafy ( 07/03/2009 13:19)
a ny akama
8. andrywui ( 07/03/2009 13:22)
a salut an



jereo eto
9. tsinjo ( 07/03/2009 13:28)
ni :@ :@ ndray rawiwiwi zany kle
10. yuka ( 07/03/2009 13:51)
mba mitenena ry andrywui,fa efa resy sahady ve nareo ee :-P
11. Andribe ( 07/03/2009 13:56)
yuka:

mba mitenena ry andrywui,fa efa resy sahady ve nareo ee :-P

ze mangina hono volagasy


:-D :-D :-D :-D :-D
12. Mirananirina ( 07/03/2009 14:14)
salopard mpitolona

Teny tsara kosa an
13. andrywain ( 07/03/2009 16:13)
mifona kosa izahay eee
aza alefa any tsiafahy zany izahay fa mba mamela eee ze olona kely reny ve no maty
:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
14. Optik ( 07/03/2009 16:21)
TEGEVE ,

Ny vadin'lah aty ifandimbiasanay!!

Rah mila sary elah de contakteo @ mail aho.

Sinon, *Félicitation Emmonat* , mahereza ry zalah , fizo reo fa reo fa tsivanona!

15. TEGEVE ( 07/03/2009 22:52)
anaka Optik tsy tsara ny polygamie fa aleo ho anao irery ihany ny madamao anaka,efa manambady avokoa ny mpitolona ato (l) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0445