De aona ty bizn ty, manimba zav tss

1. diana ( 08/03/2009 07:20)
Tena tsy lasa daôlo reto mpitondra reto. Le8 efa iny saika naongana iny fa mbola tsy tafa atrizao fa ny blème kou matahotra ny masony boay kely nefa te hividy ny lohany. Zao zao ny ay : ny yaourt 1.200 ar ny iray, Tiko io. Ny tiko fruit 1.500 ar, ny menaka 9.000 ar cacheté, 7.000 ar en vrac, ny marna 250 g 4.000 ar ary ny vary 400 ar ny kapoka (le an tiko io), ny classiko 1.500 ar ny 1/2 l. Sur fa ra mverna am lôn ny tany tapitra ny fakana tombony be miompampana.

Zay eo iany fa ny tombotson tgv kou tapitra. Le bailleur alou efa tsita tableau tato o ato, neleony ra8 ndray alou no nomena fa tsy ny ekipan fozaoran d tsis mamprev tsony reo.Tapitra ny fivoriana eny ambany tanana miaraka am sigara, tôka ary rongony miampy fizarambola. Efa tombony fotsiny ny famakiana magazay.

Manaraka izay, eo kou ny mpampita vao2 maro isankarazany. Efa hiverina zany zao ny onde d tapitra ny fanaovana voky sy club zain ary ny illimité am opérateur hafa.

Ny sary sy film kou tena vola reny e! Tena maromaro ny CD natonta de naidy tan am sisiny. Nisy camera amateurs speed teo. Nefa asa tsy handovan hetra.

sns...
novalian'i xxx ny 08/03/2009 09:15
2. Andribe ( 08/03/2009 08:45)
ka tsimaintsy atao anaty vidiny hamerenana ny simba ka tsimaintsy miakatra io ary mbola hiakatra satria tsy misy tombombarotra ampidinina zany koa
mazava oazy :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 08/03/2009 09:15)
Politika
Hevitra mandeha : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Isan'ny hevitra : 1

Hamaly ny hevitra

Mpandefa : xl [ Valio ] 08-03-2009 09:56:36
Lohateny : Mba hiara hanao analyse politique isika rehetra ato :...
Mahalasa saina sy eritreritra ary toa mananarina ny kajikajiko ihany ireto zava-miseho voamariko ireto:
-Niaraha-nahita ny zava-niseho tamin’iny herinandro iny nanomboka ny alatsinainy 2 mars:fandravana ny hetsika 13 mai izay tsy maintsy nanery azy hiroso @ negoc°
-Négociation des 2 protagonistes:
16H06 : Andry Rajoelina dit être en lieu sûr, mais pas chez lui. Il dit que l'Etat est ok pour un gouvernement avec lui mais il est contre et demande le départ de Marc Ravalomanana(Pretexte io mba tsy hampikorontana ny vahaoaka fa efa misy marimaritra iraisana hita )
-Manamarina izany fahitana marimaritra iraisana izany koa ny nanapahana ilay negociation
-vendredi matin:nandray ny ambassadeur teny an-tranony(nanoro hevitra ireo momban’ny fomba hifanatonana satria ho sarotra ny andehanan’itgv fiara hamakivaky an’Tanà )
13h30:Ora vitsy taorian'io:nisy helico etranger tazana teny(azo antoka fa an’ny iray zamin’ireo ambassadeur
selon sobika:
16H10: Andry Rajoelina dit sur Viva avoir été victime d'une attaque avec des mercenaires étrangers . Il dit que son arrestation n'est pas une solution(pretexte koa io fa nanantona ny fitondrana an-tsitra-po itgv vokatry ny marimaritra iraisana efa hita :

TSY AFAKA MISEHO MIVANTANA @ vahoaka intsony aho....
Top mada:misy photo de l'interview de A.Rajoelina (ao anaty bureau iray,misy ny cadre ravalo tazana ao aoriana,ary misy miaramila ihany koa) Io de milaza mazava fa any @ bureau iray côté fitondrana i TGV
-Noraisin’ny mpitandro ny filaminanana ny viva(ahafahana mampiato ny provocation,hofehezina fa tsy horobainaAS DE REACTION DE TGV jusqu’à maintenant(Efa nifanarahana izany)

Raha fehezina ny fijeriko dia efa misy vahaolana hita eo @ roa tonta.Saingy tsy manitsy asiana principe matotra sy discret izany ho antoky ny filaminana :
-Ireo masoivoho vahiny no nanampy t@ alalan’ny helico @ deplacement n’ny tgv ho any amin’n io toerana izay zone militaire iray io(fantapatatro le toerana saingy sarotra ny milaza azy)
-Tsy maintsy natao any @toearana sécurisé I tgv ho fiarovana azy manoloana ireo vahoaka sy mpiara dia aminy .
Ahoana ny hevitrao?
Mivelatra ny ady hevitra hoan' ny mpisera rehetra na tgv io na tim na neutre, Miverina ery ambony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1743