Aoka izay ny herisetra fa tapi dalakaleha...
1. xl
(
07/03/2009 16:09)
maratra sy matimaty foana no betsaka @ famporisihina hevitra tsy mahasoa
novalian'i xl ny 08/03/2009 08:41
2. andrywain
(
07/03/2009 16:12)
ka io no lazaiko eo wain be tsika ra xl na dia nataontsika aza ny copier coller fa tena diso lalana isika nanaraka an i TGV
mifona eeeeeeeeeeeeeeee
aleo avadiko andrywi amizay ty
:oops: :oops: :oops: :oops:
mifona eeeeeeeeeeeeeeee
aleo avadiko andrywi amizay ty
:oops: :oops: :oops: :oops:
3. xl
(
07/03/2009 16:26)
Tsy hay tohaina ny herim-bahoaka!
Raha misy lesona tokony hotsoahina izao raharaha izao, dia ny fahitana fa tsy voahongana mora foana ny mpitondra tena lanim-bahoaka. Nanao izay ho afany ny hery tsy tia tanindrazana rehetra (exiles+dinosaures+certains catholiques genre Madeleine Ramaholimihaso, Urfer, Odon+bourgeoisie decadente tanarivienne genre Madeleine et Ramaroson+bourgeoisie administrative dechue+lobby francais appuye par certains indo-pakisatanais). Nampiasainy ny fitaovana rehetra, indrindra ny mpanao gazety sy haino aman-jery any ivelany (RFI etc...) sy anatiny (ny mapanao gazety any @ titres samihafa fa surtout VIVA, Antsiva, Don Bosco, TV+).Natosika teny am-bavan'ny fahafatesana ny olona tsy dia misaina loatra.
Nandamoaka anefa ireny rehetra ireny satria tsy tena nipaka teny amin'ny vahoaka teny ifotony, na dia naharesy lahatra sy nahasodoka ny petits bourgeois sy ny diaspora sasany aza.

4. mikeh
(
07/03/2009 19:26)
Raha za ianao ry xl ,manoratra @ teny malagasy tanteraka ,sady teny malagasy ihany ange no tenindrazantsika e.Rehefa tsy voafehy tsara le fanoratana ny teny frantsay ,ny teny malagasy mbola hafa sady manankarena voam-bolana maro
5. xxx
(
07/03/2009 19:41)
mikeh efa tapipahaiza e hainy daholo =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>