inona no hiseho raha samborina i tgv
1. Andribe
(
07/03/2009 11:54)
Inona moa no miseho raha samborina i tgv noho ny korotana izay nataony
esorina ve i ra8 raha toa ka tsy milamina ny firenena h@ rahoviana
dia iza no handray andraikitra ny miaramila ve sa ny onu
dia ho aiza hanao fifidianana vaovao sa tetezamita
ny momba ny tetezamita efa maro no nahita faisana t@ io
dia ho hita eo ny tohiny fa izao aloha dia mbola mitohy ny korotana

novalian'i TEGEVE ny 07/03/2009 23:38
2. xxx
(
07/03/2009 12:01)
ravalo mihintsy no mihanahana e! tsy hitako zay tsy hisamborana io kely endaka io zaza vao ray ranonorana ve no hanakorontana ny firenena
3. tsimatimanota
(
07/03/2009 12:02)
Raha samborina izy dia very asa ny foza orana 10.000 personnes mpijorojoro teo @ 13 may, dia hitomany be indray i andry
mamaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa, elahin'ny penitencier ny vodiko e!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
mamayyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy
mialy a!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
i mialy anefa pehan'ny bandy any frantsa tsy mahatsiaro intsony!!!!!!!!!!!!!!!!!!
i andry a!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
milay be le be zizy aty paris!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
IZAY NO HITRANGA
Misaotra TOMPOKO

4. xxx
(
07/03/2009 12:06)
tapaka ny tsinaiko @ nao ry tsimatimanota aza miteniteny foana oa :-D ny president antsika mihintsy oa no tsy azoko h@ zay zay manaonao foana tonga dia samborona zao ty manao fahotana mahafaty ty jerena fotsiny
5. njara2007
(
07/03/2009 12:20)
Tsy ho samborina mihitsy io eh!! ary na samborina aza io ah asaina milefa any la Frantsa. ny gasy ange no adala manaiky arirarirany eo eh!!! :*
6. Andribe
(
07/03/2009 12:31)
zany hoe avela hitohy izany ve ny korotana raha tsy samborina izy ssao dia tsy izy kosa no mahatonga ny korotana asa aleo ho hita eo ny tohiny
7. Andribe
(
07/03/2009 12:36)
zany hoe avela hitohy izany ve ny korotana raha tsy samborina izy ssao dia tsy izy kosa no mahatonga ny korotana asa aleo ho hita eo ny tohiny
11. Andribe
(
07/03/2009 13:59)
tsisy mande ny jereo eton ela ry boay kely aa :-D :-D :-D misy virus ngambany =)) =)) =)) =)) =))
12. Mirananirina
(
07/03/2009 14:19)
tsisy mande ny jereo eton ela ry boay kely aa misy virus ngambany
jereo eto,sao virus marina :lol: :lol: :lol:
13. TEGEVE
(
07/03/2009 23:38)
anaka isany tsy misy hatahorana io jereo eto io fa maivana kely,zay sahady dia voasakan ny mpandroba ny harena kolontsaina serasera.org,mafy hany izany mauvais perdant zany (l) (l)