Ny Fitondran-DRa8 mitohy ary tsy miala io

1. penguin ( 09/03/2009 11:11)
Na hanohy ny resaka bontolo ny mpandroba, na hitady hevitra maloto isan-karazany mba hanasarantsarahana ny Miaramila, na hampiady ny finoana Katolika sy ny hafa, na mody miantso Andriamanitra nefa ny Halatra no tiana atao sns sns dia tsy miala ny fitondrana Ra8. TGVendrana tsy hilainay.
répondu par TEGEVE le 10/03/2009 09:24
2. grosbras ( 09/03/2009 11:14)
:^) :^) :^)
3. tsoraka ( 09/03/2009 11:16)
Tena mifampitady eto mihintsy dadakoto fa tsy miala tokoa io. Ra8 no Filoha hatramin'izao.
4. ratavao ( 09/03/2009 11:17)
Ka maninona moa na tsy hiala aza izy e! de izao no atao hoe fitondràna ravalo ko! mahafinaritra ery zany izy! tena miaina ankafaliana daholo ny vahoka!
5. grosbras ( 09/03/2009 11:20)
:twisted: :twisted: :twisted:
6. bema555 ( 09/03/2009 11:24)
be de be ny olona nanohana an-dR8 tam 2002 ara: nefa amizao isika miteny izao de tsy vitsy ireo zay niala tsy hanohana anazy intsony satria maloto ny fikan lery.
Ka ankehitriny ry penguin penguin mbola tsy tara enao raha zao de miala tsy hanohana azy intsony, toy izany koa ry tsoraka isany.
iza no milaza aminareo fa tsy ho rava ny fitondran'i dada valo?? iza ???
sa ianareo no anisan'ireo izay nahazo ranon-dranony ka manampy aso amin'ny réalité: Anaka penguin, anaka tsoraka : ahirato ny maso fa izao no antsoina hoe "tsy natao haharitra ny asan'ny ratsy fa tsy maintsy ny marina no hanjaka"
7. tsoraka ( 09/03/2009 11:26)
Tsy rava io ry penguin fa miaraka isiaka a. Ra8 Président n'i Madagasikara.
8. xxx ( 09/03/2009 11:32)
hihihih , dia TGV Mpandroba ve zany no marina hanjaka eto ve ??? hihihih Tssss Fanjakan`i Baroa !
9. fetrakens ( 09/03/2009 11:35)
Kôzy an!!! de ho hita eo tokoa moa izany e!!!
10. ronaldo09 ( 09/03/2009 11:43)
May endim-boanjo ve ry sanana a! Tsy miala koa lasa voan'ny kolera ,manao maloto am-pataloha 24 ora pmena an'laisany minisitra reo de mila raha tsy izany dia ny vahoaka no hanala an'itena isany eo!Raha zaho ialahy nangina sy nisitri-belona!!!
11. bema555 ( 09/03/2009 11:51)
ho hitantsika eo marina zany fanjakan'ny dada valo tsy ho rava zany!!
Mila miandry kely fontsiny de ho hita eo zany: fa zao aza varina manonofy mahita an-dR8 feno eo ambony seza.Ekeko fa misy ny miracles saingy tsy hisy izany raha ny hampitohy ny fanjakan-dR8 no resahina!!! tsy haharitra eo io e!!! ts ho rava !! ts ho rava !!! ra tsinona kou!! ngah vitan'izany izy ty.Mba azavao aminay kely hoe SATRIA NAHÖNA NO HAHA-POSSIBLE AN'IZANY iii.Sa de falin'ny miteniteny foana zato izy!! misy porofo hitanao ve any mahatonga anao miteny fa hitohy fôna ny fanjakan'ny dada valo!!! teneno eto zany porofo zany hinoako azy raha mitombina!!!



12. tataka ( 09/03/2009 11:55)
Efa ela no nolazaina hoe miala ny akama ary ny Ministera nireharehana ho azo aza aiza izao ? Mba mahalala menatra aza ahorian'ilay 24 heures
13. penguin ( 09/03/2009 12:10)
Izay no tena marina ary nahiboridana aza ireo tsy menatra.
14. xxx ( 09/03/2009 12:15)
Tsara rehefa mahay manambony morale ry penguin,mahatsara ny fahasamalanao izany,za manahy mafy hoe mety tapaka lalan-drà ity penguin ity :-D :-D ,na mety hamono tena ny farany
15. xxx ( 09/03/2009 12:28)
Izao situation-tsika izao ve dia mbola hireharehana fa TANY MISY FANJAKANA??? mahamenatra ny miteny hoe MBOLA AO NY FITONDRANA,
tena mahamenatra be mihintsy,
Tsy misy fitondrana i Madagasikara ? N'iza n'iza milaza azy ho mpitondra eo, na i Ra8 na i Andry, tsy misy ,
Ra8 mirehareha sy manao filazana isan'andro fa izy no filoha !! aiza anefa ze maha-filoha anao Ra8 o? asehoy, sa filoham-bomanga?
Tsy aleoko avy miteny hoe tsy misy Filoha ny taniko, toy izay hidradradradra hoe i Ranona na i Ranona no filoha ???
TSY MISY FILOHA MADAGASIKARA.
16. bema555 ( 09/03/2009 12:29)
xxx:

Tsara rehefa mahay manambony morale ry penguin,mahatsara ny fahasamalanao izany,za manahy mafy hoe mety tapaka lalan-drà ity penguin ity :-D :-D ,na mety hamono tena ny farany



ouaouu !!! miombon-kevitra 100% aminao za ry XXX !!
tena ho tapaka lalan-drà no hiafaran'ny penguin rah zao no mitohy!!
:D :D :D :D :D :D
17. karavasy ( 09/03/2009 12:35)
Tsy mbola misy resy eto ary samy drodroka ka karavasio fa izay resy hita eo ihany ny farany. Maharesy ve hisitrika ny TGV ?
18. xxx ( 09/03/2009 12:44)
aiza ze fitondrana eo e??
tsy aleoko lavitra miteny hoe tsy misy mpitondra i Madagasikara
19. bema555 ( 09/03/2009 12:46)
karavasy:

Tsy mbola misy resy eto ary samy drodroka ka karavasio fa izay resy hita eo ihany ny farany. Maharesy ve hisitrika ny TGV ?


ny misitrika ry ty tsy midika mintsy hoe resy e!!
ty R8 nareo ty misy no tsy misy apôka de ny hamono an'i TGV no vahaolana hitany fa mety: herisetra no ampesaina mba hitazonany ny sezany: ngah vitan zany izy ty!!! miaro tena TGV de mila misitrika satri mifofo ny ainy R8 tsy ampy saina!!! rah nanam-panhy R8 tsy nampiasa hery fa miresaka tsara mifandamina: ny azy kou resaka MAP no ataonao eo ambony latabatra, ny olona ny sakoroka no olana!! ny azy kou : MAP a MAP a!!! Mi map mapesa eo enao fa ho hitanao tsara no hiafaranao !!!


20. penguin ( 09/03/2009 12:53)
Tsy aleo vé milevim-belona dia izany no TGVendrana entin'ny rivotra sa lasan'ny vovoka ry ty ? Ra8 Président-n'i Madagasikara na ho faty eo aza tena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0418