Ny Fitondran-DRa8 mitohy ary tsy miala io
21. bema555
(
09/03/2009 13:00)
:D :D :D :D :D :D :D :D
moramora oa penguin sode tapaka eo ny lalan-drànao!!!
manjary tsis iadina hevitra tsony ny ato amin'ny forum politika!!!
moramora oa penguin sode tapaka eo ny lalan-drànao!!!
manjary tsis iadina hevitra tsony ny ato amin'ny forum politika!!!
22. xxx
(
09/03/2009 13:33)
ary aona ndray klou reny avy eny mahamasina saika handrava ny teny tsimbazaza reny é? dé nosakanan'ny miaramila (tsy emmonat) t@ basy, dé lasa niverina nitsoka ndray?? hihihihi
23. nancy
(
09/03/2009 14:38)
Fa inona no mahamatimaty anareo amin'i tgv e? mbola tsy eo akory aza izy de efa potika tsisy raisina tsony ny tanana.
bema555:
karavasy:
Tsy mbola misy resy eto ary samy drodroka ka karavasio fa izay resy hita eo ihany ny farany. Maharesy ve hisitrika ny TGV ?
ny misitrika ry ty tsy midika mintsy hoe resy e!!
ty R8 nareo ty misy no tsy misy apôka de ny hamono an'i TGV no vahaolana hitany fa mety: herisetra no ampesaina mba hitazonany ny sezany: ngah vitan zany izy ty!!! miaro tena TGV de mila misitrika satri mifofo ny ainy R8 tsy ampy saina!!! rah nanam-panhy R8 tsy nampiasa hery fa miresaka tsara mifandamina: ny azy kou resaka MAP no ataonao eo ambony latabatra, ny olona ny sakoroka no olana!! ny azy kou : MAP a MAP a!!! Mi map mapesa eo enao fa ho hitanao tsara no hiafaranao !!!
24. snakerivo
(
10/03/2009 07:46)
ka rehefa mafy loha ny TGVendrana dia tsy maintsy omena azy ny sahaza azy
aleo aloha Ra8 iahany e; sady ny foza orana ve no hitondra ,jereonareo fa indray andro no tsy nidina ny Emmonat dia nisy sahady ny fandrobana zany ve tsy midika fa ra ry TGV no mitondra tsy hifandroba ny olona

25. andrywui
(
10/03/2009 08:21)
Akaiky ny farany penguin kely a !!! ranomaso tsy latsaka lesy ty ny anareo !! ha ha ha !!h
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
26. TEGEVE
(
10/03/2009 09:24)
anaka mamoafady andrywui tsy mety ny manararaotra ny mandroba rehefa mba misitaka ny mpitandro filaminana,tsy ny fandrobana na ny fampihorohona no nanirahana anareo hitolona,tsy manaiky an'izany ny vahoaka malagasy (l) (l)