Nolazain'ny VIVA fa KITAHORINA hono ny miaramila Malagasy

1. penguin ( 09/03/2009 12:42)
Tsy tahotra tsy henatra fa nandrahona ny mpampiresaky ny Radio VIVA ary nilaza sy naka ohatra ny resaka tamin'ny GAL Fidy. Nolazain-dreo fa mandositra hono no hain'ny miaramila Malagasy ka mitandrema fa ahazo basy ny Civil ka mba hivadika ny fitodiky ny basy. Izany vé no mampatahotra ny sasany tokoa ? Tsy mino izany izahay fa asa aloa.
répondu par penguin le 10/03/2009 05:56
2. xxx ( 09/03/2009 12:54)
Zaho indray na mbola tsy niteny izany ny VIVA dia efa izay ny analyse-ko, zah tsy miteny hoe marina na tsia, fa vao nanao an'iny filazana iny ny gendarmerie dia izay no fanahiako voalohany, satria fantatro loatra ny strategie n'i Tonton Ra8,
Analyse fotsiny ny ahy iny fa na izany na tsy izany tsy tokony hanakorontan-tsain'olona @ izany ny Radio Viva, analyse fotsiny ny azy fa tsy tokony manao affirmation izy.
3. rahiratra ( 09/03/2009 13:03)
Ny VIVA no mahay sy milaza satria miaraka amin'ny TGV izay hangampandeha ka aleo samy hifankahita eto. Izay voa voa fa tsy misy ho voa ny havanao mantsy fa ny sasany ihany no ho voa.
4. Mirananirina ( 09/03/2009 14:26)
ka mitandrema fa ahazo basy ny Civil ka mba hivadika ny fitodiky ny basy

lasa fanjakany baroa indray izany an;ka mba andeha haka ny anjaranay koa izany izahay koa,izaho irery izany no tsy hanana basy eo?
5. penguin ( 10/03/2009 05:56)
Fa tsy fanjakan'ny baroa angaha no misy sy tiana hatao eto ? Ireny samy mitaona entana avy @ SMART sns vaky ireny ary tsisy tahotra sy henatra koa inona moa izany ? Ny Miaramila manohana ny tolona hoy nareo ary tsy avy raha tsy vaky ny tranao koa tsy izany ngah ny barofo. Aza tratra fa dia may velona sahala ilay polisy vao eritreriny. Mampalahelo ilay endrika lazaina hampandrosoana ilay firenena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0473