24 ora no omena an'laisany

1. ronaldo09 ( 09/03/2009 11:57)
Vita hatreo ny fitondrana jadona,fanavakavahana ara-piaviana ,fitondrana tsy refesi-mandidy nataon-dRavalomanana sy ny tariny ny fandrobana. Ny VIVA nataon'ireo milisy , ny fisian'ireo mpikaraman'ady izay tsy takon'afenina teny amin'ny 13 mai sy ny fandripahana vahoaka tsy manan-tsiny no nahatonga ireo miaramila ,zandary ,polisy ho niverina an-dakazery!Araka izany dia nanome 24 ora an'ireo miaramila sy polisy ary zandary miambina lapa ,olo-manakaja izy ireo hiverina amin'ny tobiny ary manome hatramin'ny anio alina amin'ny 12 ora hialan'ireo minisitra rehetra !
Porofo izao fa iray ny Malagasy ,satria tsy nanaiky ny hamono ireo iray ra aminy ny mpitandro ny filaminana,ary noho izany indrindra nilamina ireo vahoaka an'hetsiny tonga teny amin'ny 13 mai na dia tsy teny aza ny tenanay dia mampahery sy miray fo ary mivavaka hatrany!Mbola tsy nisy tokoa mantsy devoly naharesy an'i JJESOSY KRISTY na koa herim_pamoretana naharesy ny tolom-bahoaka!
Tsy tonga teny ny filoha hajaina So exellence Mr RAJOELINA Andry Nirina fa ny PM MONJA Roindefo no niaraka tamin'ny vahoaka teny ary an-kafaliana no nirahabany ny vahoaka !
Izay ny vaovao androany koa dia mialatsiny aminareo TIM ato fa ho tapaka ny sakafo e!!! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
NY TOLONA TSY MAINTSY MANDRESY!Ho ela velona anie Madagasikara ary ho ela velona ny vahoaka malagasy sy ny filoha hajaina Andry TGV!!!!
novalian'i ngoiha ny 10/03/2009 12:44
2. peta83 ( 09/03/2009 12:41)
:* :* :* :* :* :* :* HALELOIA HALELOIA HALELOIAAAAAAAAAAAAHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHHH :* :* :* :* :* :*
3. nyavo2000 ( 09/03/2009 13:00)

HE ! TENA EFA MIDELIRE IALAHY ISANY!

JEREO NY TOHINY DE HITA EO E!

JERETSIKA RAHAMPITSO DE HITA HOE AHOANA

4. ratavao ( 09/03/2009 13:27)
HO HITA MIHITSY KA !!!
ANDRIAMANITRA TSY ANDRIN'NY RA MANDRIKA ANDRIN'NY VAHOKA MALAGASY FONA! HO TAHIN'ANDRIAMANITRA HATRANY ANIE NY FILOHA ANDRY RAJOELINA!!!
5. xxx ( 09/03/2009 14:21)
Dia

Tonga soa ny fanjakan'i Baroa sy ny be sandry , sauvage , ny fanjakana entin'ny tsy misy saina rehetra ...
Tonga soa ny ny fahantrana , ny henatra

Ho hitantsika eo , tsy ho ela dia ho hita ny tena fahaizan'ireo milaza azy tsy manao jadona sy mahay mitondra ity firenena ity
6. Andribe ( 09/03/2009 14:47)
ratavao:

HO HITA MIHITSY KA !!!
ANDRIAMANITRA TSY ANDRIN'NY RA MANDRIKA ANDRIN'NY VAHOKA MALAGASY FONA! HO TAHIN'ANDRIAMANITRA HATRANY ANIE NY FILOHA ANDRY RAJOELINA!!!

kay moa lery ve efa filoha


:-D :-D :-D :-D
7. hery ( 09/03/2009 17:07)
:-)

Efa adin'ny firy zay no lasa? Dia ahoana ny tohiny? :-p
8. STeam ( 09/03/2009 18:00)
Aza mifanebaka oa. F anga misy hanaiky eo raha sanatria menjera eo Ra8.
Ary ny mpandroba tsy maintsy resena na hanajanonana ny tolona takianareo aza. Ny vahoaka te-hiasa ihany no voatery hiahy anareo rehefa milamina ny tanana. Izahay alo na mahantra aza tsy handromba izany mitsiny e.
Zahay koa tsy matahotra élection hotran ny hafa.
Miaramila sy polisy zandary tsy hisy scission amin'ny fitondrana zany raha tsy efa mazava am élection iza no tiam-bahoaka. Mandra-paha alo, dia ny fanjakana mitondra de Ra8. Mahazo mi-critique nareo fa ny hoe haka ny fitondrana an-keriny, tsy mahomby amzany. AMENA
9. Optik ( 09/03/2009 18:33)
Be ny ho tera-ta.... @ reo TGV reo afaka 24h,
de hoe haniry nify ve ny akoho??? hi hi hi!
Tsy maintsy potika ny mpambotry firenena: Tézévé sy ny forongony!!!
Zay no toromarika.

MAhereza Filoha Ra8; momba antsika Andriananahary sy ny Razana!!!

10. andrywui ( 09/03/2009 19:09)
Ronaldo a! tsy hoe mandao anlah miady irery eto ah ! fa manomana ny fiarahabana tratry ny fahoriana sy ny fanomezana ro patsa ho andry lerony ka !! hoavy tsy ho ela ny fahoriananreo ato ! ary ho ataoko mafimafy ny anjombona hampanenoko ato afaka kelikely eo !! fa izao fotsiny !!!!aza ato ze moyen rehetra andrangitana andrahery hanala ny PS ko ato fa ho ataoko mahamay ry lle babakkoto ireto fa andaso kely varaventy moa !! misy bandy niteny ratsy be ahy ao ambany ao !!asa na hitan 'ny tompo'andrakjitra na xtsia fa mbola ao ihany htramzao !! eny ee ! tsy TGV lery fa Tim !! fa na izany na ts zany de manala tena ato ihany reo aref kelikely eo fa menatsa be !!!! ha ha ha aha aha
11. TEGEVE ( 09/03/2009 19:46)
anaka isany aza manao tomponteny masaka fa mbola gadra ao @ onu ny TGV,tsy vitanareo 24h izany ny filohajaina R8,tohizo ny tolona fa aza be taraina (l) (l)
12. xxx ( 10/03/2009 06:16)
Io alo na miala eo ra8 de tsy hisy hanaiky ko ny pomba azy e! fa nga reo @ 13 mai reo ihany no vahoaka. Fa io alo ry tgv de aza manantena ny haha vanona fitondrana eo ialah e! mbola be ny hanenjika an'ialah sy ny tariny ialah e! Anga reo vahoaka mahamasina reo ko hanaiky.
Ho ela velona anie ra8
13. ngoiha ( 10/03/2009 12:44)
Ra sanatria ka tsy amoaka didy R8 am'ny isamborana an'i TGV sy ny forongony de ny VAHOAKA MIHINTSY NO MANENDY AZY FA KOZIO DIEN'ZAO ANDRY RADOMELINA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0861