ny vahoaka mody voky fa ny mpanakorontana manesika ihany

1. xl ( 10/03/2009 18:39)
72 h
novalian'i xxx ny 10/03/2009 19:00
2. xxx ( 10/03/2009 19:00)
Raha raisina hoe vahoaka zany ny mpomba ny TGV dia iza le mpanakorontana? TIM zany.
Donc: ny TGV mamonjy 13 mai fa ny TIM manakorontana ihany.
72 h? tsara fa tara ihany koa. Efa ela io no tokony ho nambara ary tsy tokony natao 72 ora aza fa 48 farafahabetsany. Sady sous-forme ihany satria efa nisy an'ilay hoe fiatsoana solon-tena 90 ho tonga hiara-midinika hitadiavana vahaolana.
Donc tsy hisy miaramila handray fahefana io fa fanadiovan-tena tamin'ny zava-nitranga tao amin'ny Capsat ihany, mba hilazana fa mbola tsy vaky ny tafika.
Au secour ra Odon a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0482