zatra ny alandririninaka fahvaratra avy no manao hitsindalan

1. xxx ( 10/03/2009 08:46)
MAHAIZA MIAINA AJANONY NY DIDIJADONA NY FAIBLE NO MANAIKY IZANY

AZA MANAO TOMBO SY ALA SATRIA TSY POLITIKA NY FANAHY MASINA FA RA TOA KA HO ATAO POLITIKA DIA HO ATAONTSIKA

RAHA MISY DEVOLY NY HAFA DIA IANAO IO MISY KOA

AZA HALEFA @ HAFA NY TSY METY REHETRA NATAONAO FA ASSUMEO

RAHA MANAOTORITENY ARAKY NY HITIAVANAO AZY HAMELEZANA NY HAFA DIA TATAZO NY VOKANY
novalian'i tsinjo ny 10/03/2009 10:37
2. xxx ( 10/03/2009 08:48)
mila ampianarina azy izany hoe ahoana rehefa tsy hajain'ny olona :-P
3. xxx ( 10/03/2009 08:50)
i dadatoa iny anie ka dà tsy hiainoanao aby ! fa ny lohany any no ataony
4. xxx ( 10/03/2009 08:55)
ny pasitera na katekista dia obligatoire mampitovy ny ondrin'ny ao ambony
raha tsy hainy io dia miverina mianatra izany izy , dia rehefa mahavita izay vao miverina miandry ondry

ianao no manetry tena voalohany fa tsy mandoka tena lava ery aloha ery

ianao no manompo ny fidèles fa tsy ianao no tompoina , ondrin'i JESOSY ireny
5. Oay ( 10/03/2009 08:57)
Tsy misy ambara fa d marina tanteraka ny andra xxx d avo be mihintsy ilay feo ka re hAtrany Iavoloha ANY ilay izy.
MBA TSY HANAOVAN'I XXX AN'ITY XXX ITY INTSONY D MANAMBARA I OAY ARY MIKIAKIAKA FA MATAHOTRA I XXX NOHO NY JADONA MISY ETO AMINTSIKA D MATAHOTRA NY OLONA MANEHO HEVITRA D JEREO FA EFA ETO @ ITONY TOERANA AVOLENTA INTONY D MBOLA MATAHOTRA IHANY I XXX KA TSY MAMPISEHO NY PS-NY NOHO IZANY D MANAMBARA I OAY MANAO HOE VAHAO ILAY JADONA MBA HAHAFAHAN'NY OLONA MITENY TSY MISY TAHOTRA
6. xxx ( 10/03/2009 09:03)
Ary aza manao zarazarao anjakaina fa raran'ny lalàna izany ary attention vidiana lafo a ! hoe ho ampiadiako amin' kotomaditra avokoa ny vahoakan'ny ao ambony dia matanjaka aho tandremo mivoana @ hoe izy anie fitiavana
7. xxx ( 10/03/2009 09:06)
misaotra an'i oay izay maneho ny heviny , diso hevitra anefa ianao fa tsy ilay noeritreretinao ny tenanay , dia mbola miafina ihany koa eto ny antony dia droit n'ny rehetra io :lol: :*
8. xxx ( 10/03/2009 09:09)
izy no responsable ny tsy nety rehetra , tonton bomont a! mahalalà menatra
fa i J frederick anie olon -kendry e!
9. xxx ( 10/03/2009 09:13)
ampatsiahivina andrazoky fa tapaka eo amin'ny taranaka mivavaka ny ozona , dia iny dada B dia mbola tsa nahazo point tao @ dada J fredé injay , mandalo sedra daholo ny zanak'ilay Hajaina , jereo ny tantaran'ny job sns..... fa aza manitatra
10. xxx ( 10/03/2009 09:23)
ireto fiady ireto dia hajanony fa tsy mifanaraka amin'ny evanjily , ary tsy handaitra amin'ny tenanay

miezaka hanimba reputation 'olona ' doko mainty no rangory mamahana lalitra anao ao

nanarin'iny zanakitsika maditra iny daholo izany isika , nanakory izay nahafantatra azy ......ny zanak
11. xxx ( 10/03/2009 09:29)
thcao o !!!! , manatena ny fahatsapanao tena . sinon miditra @ vitesse superieur isika
12. Oay ( 10/03/2009 09:34)
xxx:

misaotra an'i oay izay maneho ny heviny , diso hevitra anefa ianao fa tsy ilay noeritreretinao ny tenanay , dia mbola miafina ihany koa eto ny antony dia droit n'ny rehetra io :lol: :*



XXX a za tsy mahalala hoe iza ianao ary inn ny firehankevitrao satria ilay hevitra avokanao d manitsy ny rehetrarehetra.
Asa raha fantatrao fa i Oay d tsy TGV sady tsy TIM fa ny an'i Oay ny zavatra tadiaviny d ny mba hahazahoan'ny Malagasy maneho hevitra ankalalahana tsy miafinkafina.
Manararaotra aho milaza fa i Oay ohatra d tsy mankasitraka ny fanaovana valy faty noho izany d hamafisiny fa tsy miombokevitra @ ireo olona izay mikasa hanao valy faty an'i Marc Ravalomanana izy.Amiko d Malagasy i Marc tena nanao hadisoana i Marc manana porofo i Oay raha miteny an'izany fa kosa tsy ekeko raha toa ka hoe miala eo @ fitondrana i Marc d voatery handeha hitsoaka ao Yogoslavie na Afrique de Sud satria Malagasy Ray sy Reny izy ka ny Tanindrazany d eto Madagasikara.
13. xxx ( 10/03/2009 09:51)
hay manana revendication toa izao i oay ! tsara fa tohizo ny tsy fankasitrahana valifaty miombevitra aminao ny tenanay , ny hoe tsy fananana firehankevitra
mbà diniho kosa e! atambaro ireo hevitray maromaro ireo dia izay ilay firehankevitra :lol: :? 8O :twisted: :-D :-o
14. yuka ( 10/03/2009 10:01)
inona ary xxx ity :-D :-D :-D
aza manao xxx reto fa naresy aza tsika pro r8 aza menatra reto a! :P
15. Oay ( 10/03/2009 10:14)
yuka:

inona ary xxx ity :-D :-D :-D
aza manao xxx reto fa naresy aza tsika pro r8 aza menatra reto a! :P

i ndry kosa aki ry yuka d mahafinaritra ana an! rariny mintsy raha mahazo biz'oroka bobaka be i ndry ka, tsy mitory fitia i Oay satria fantany fa efa manatompo i yuka an! d Oay koa efa voafatotra hihihi.... Tsiky dia ampy é!
Misy zavatra kely i Oay manana ny hevitra hijoroany d "Omeo fahalalahana ny zanak'olombelona hahafahany miaina sy manao izay mba takatrin'ny sainy sy izay ananany" fa i Oay wa mbola tsy matotra ka matahotra izy hoe sao d lasa tohatra d izay no tsy hanarahany TIM na TGV fa ny asa manndrify azy aloha d ataony tsara @ izao fotoana izao d ny Fiarovana ny rariny.

16. tsinjo ( 10/03/2009 10:37)
yuka > mbola tsy miakatra ny soratra fa inn ary ty , ary ny filoha mbola hita eto fa tsy misitri-belona , nininn mitranga tsisy mamenatra zany eee :lol: :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1554