Demission dementie officiellement , Le Ministre vient d'anno
1. mion
(
10/03/2009 12:00)
Demission dementie officiellement , Le Ministre vient d'annoncer qu'il est toujours Ministre et qu'il a été contraint à lire la declaration de ce matin : pistolet sur la tempe;
http://www.sobika.com/
http://www.sobika.com/
novalian'i moi ny 11/03/2009 09:19
3. penguin
(
10/03/2009 12:27)
Zay le hoe tereo rehefa tsy manaiky kanefa FAHAFAHANA no resahina. Hisy hamay tokoa eto raha ireo TGVendrana ireo no mahazo fahefana.
6. fijo
(
10/03/2009 21:54)
ary izao dia efa maneho ny kolera sahady ,fa di aho jadona tsy hay hiresahan ano hitranga eo an
7. moi
(
11/03/2009 09:19)
Asa raha marina ity démission ity na tsia, fa ny anay dia ny hita ihany e : mila fananana voaaro izahay, filaminan-tsaina.
Ny efa hita aloha : Ravalomanana aza tsy naaro ny fananany.
Ka izay fananam-panjakana ve ? ary izay tsy azy akory ?
Nefa ny re isan\'andro dia ny filazany fa efa manomboka miverina ami\'ny laoniny e, efa voafehy e, tsy misaraka ny tafika e !!