Nizara basy tao Analakely i Alain Ramaroson
1. saranga
(
10/03/2009 09:03)
Mpanao gazety mihitsy no niteny fa nizara basy tao Analakely i Alain Ramaroson omaly. Misy porofo izany. Inona no hatao amin'izany ?
novalian'i peta83 ny 10/03/2009 13:46
3. Andribe
(
10/03/2009 09:13)
misy lance rocket koa ve any hakana vola any @ banky aloha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
sao dia mba misy mi 24 koa handatsahana baomba
misy bomba neutron koa ve :-D :-D :-D :-D
sao dia mba malaky mikozy fotsiny kosa no any :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
sao dia mba misy mi 24 koa handatsahana baomba
misy bomba neutron koa ve :-D :-D :-D :-D
sao dia mba malaky mikozy fotsiny kosa no any :-D :-D :-D :-D
4. mion
(
10/03/2009 09:22)
Samy manao ze reveny @ zay zany ko, tsy reveko elà fa maimbo helika de to de PAN!!!
5. Oay
(
10/03/2009 09:24)
saranga:
Mpanao gazety mihitsy no niteny fa nizara basy tao Analakely i Alain Ramaroson omaly. Misy porofo izany. Inona no hatao amin'izany ?
Asaivo mamoka sary sy ny porofo izay ananany ilay mpanao gazety fa tsy ho afamaina @ izany ilay Ramaroson iny é!
6. TIMTIKO
(
10/03/2009 10:00)
BASY KILALAO NENLA RAHA BASY NENLA NENAY BAOMBA VONOINAY KOA IO MIZARAZARA BASY TSY %MIPOKA IO HOAVY NY MERSENERA HAFA
TIM TIM IHANY
TIM HATRANY
VITA
TIM TIM IHANY
TIM HATRANY
VITA
7. mampikanto21
(
10/03/2009 10:02)
tena marna tkoa zany. nahoana raha avoaka ny porofo na raha eto @ anterineto izy dia tsy aleo v avoaka ny rohy dia ho hita eony dingana manaraka !
9. xxx
(
10/03/2009 11:06)
tsy sahy manome porofo izy é, otran'le tsy nahasahian'dry zalah omaly nampiseho ny habetsahan'ny olona teny mahamasina.
tokony hakatona koa lé radiomada, fa mamafy lainga, nolazainy fa niala ny minisitry ny fiarovana, nefa hay tsy niala akory!!??
mbola tantara mitohy io é :lol: :lol: :lol: :lol: :-P :-P :-P
tokony hakatona koa lé radiomada, fa mamafy lainga, nolazainy fa niala ny minisitry ny fiarovana, nefa hay tsy niala akory!!??
mbola tantara mitohy io é :lol: :lol: :lol: :lol: :-P :-P :-P
10. peta83
(
10/03/2009 13:46)
hoy mion:
Nangalatra ny sipako elah tonga de pain pain hihihihihihi mampe ko nareo kah
Samy manao ze reveny @ zay zany ko, tsy reveko elà fa maimbo helika de to de PAN!!!=)) =)) =)) =)) =)) =))
Nangalatra ny sipako elah tonga de pain pain hihihihihihi mampe ko nareo kah
