Ity ilay nandrasako hatry ny ela fa ho avy

1. xxx ( 10/03/2009 12:40)
13H50 : L'armée lance un ultimatum de 72h pour que Ravalomanana et Rajoelina s'entendent sur une solution politique sinon elle "prendra ses responsabilités"

Efa ela aho niandry an'io (l) (l)

Rehefa tsy hahay hifanaraka dia aleo entin'ny miaramila
novalian'i Oay ny 10/03/2009 13:20
2. penguin ( 10/03/2009 12:44)
Aleo samy very eo ary hifandona ambadika avy eo.
3. ainaheri ( 10/03/2009 12:47)
Za kou momban'io ra xxx aa,,aleo entiny refa tsy mahay mitondra,asina fifidianana atsy ho atsy.....May ny endim-boanjondra8 ka nanao fanambarana sy nibaradaka; Il annonce une "concertation nationale " pendant 3 jours avec tous les partis. Il reconnait avoir fait " des erreurs; Fa maninona no manaiky diso?? Hatr@ zay nitarainan'ny oul zay tsy nety tonga saina?? Raha nihaino sy nanaja ary nanaiky hifanaraka angamba tsy otra'zao ny niafarany!!
4. peta83 ( 10/03/2009 12:59)
aleo mitsy anaovan'ny miaramila azy fa lasa lavitra lotra ny resaka...... :* :* :* :* :* Ry miaramila , mandrosoa izao , Kristy kah........ :* :* :* Kristy Kapiteny mialoha anao :* :* :* :* :*
5. mion ( 10/03/2009 13:11)
raha mila service dadatoa de azo antsoina aho, mais que ce soit dans la discretion absolue. Tsy mila mpiara-miasa aho fa miasa irery, za no mametraka ny conditions rehetra, dadatoa mandray vonona. efa zatra asa aho ary afaka mi-se deplacer andafin-driaka sans problème.
6. mmmhh ( 10/03/2009 13:15)
KA inona no fiheveranareo an'le responsabilite ho raisiny ?? Ho raisin-dry zareo ny fitondrana ve? sa .... ohatran'ny vague be mantsy le izy amiko.
7. Oay ( 10/03/2009 13:20)
mion:

raha mila service dadatoa de azo antsoina aho, mais que ce soit dans la discretion absolue. Tsy mila mpiara-miasa aho fa miasa irery, za no mametraka ny conditions rehetra, dadatoa mandray vonona. efa zatra asa aho ary afaka mi-se deplacer andafin-driaka sans problème.



Raha izao fomba fanehoan'i mion azy izao d tena i mion mihintsy ilay olon'ny toendraharaha (L'homme de la situation) satria ohatran'izao fomba fitenin'i mion izao mihintsy ilay tadiavina, afangaro ny teny frantsay sy ny teny Malagasy mba hentina hanampempoana ny Malagasy ray sy reny satria mantsy rehefa mampifangaro ny teny vahiny @ teny Malagasy d manambara izay fa nahita fianarana ary ny Malagasy amin'ny ankapobeny d mbola mihevitra fa ilay teny frantsay d teny baiko.D io no nahatonga ny fitondrana nandefa ireny olona fotsifotsy be ireny nibaiko ireo atao ho EMMONAT satria efa mipetraka ao antsain'ny Mal Gachis ambony nahita fianarana fa rehefa tsy azon'ny Malagasy ny zavatra lazainy d anao hoe oui m'sé na yes sir ny Malagasy ka homora ny handresy lahatra azy sy hampanaiky izay tiany atao.Misaotra anao mion fa d raiso ny andraikitra fa raha vao mahare anao miresaka ohatran'izao ny Mlagasy tsy safiotra tonga d mandohalika a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0492