MAY NY TRANON'I PDS GUY
1. rixes
(
10/03/2009 12:03)
Vita matavy ny tranon'i GUY RIVO , iza ndray zany no manaraka .
répondu par fijo le 10/03/2009 22:00
4. yuka
(
10/03/2009 12:14)
Aoka reto marina aa! :D
hivadika neutre aho ra mafy loha eo nareo aann! :-P

6. rixes
(
10/03/2009 12:20)
ry mpiray tanindrazana efa misy liste lavalava any fa aza mataotra fa samy ahazo ny anjarany hoy DADABE NOEL ^:^
7. yuka
(
10/03/2009 12:33)
mapte hitomany zany ny mieritreritra ny vahoaka gasy :cry:
sady za kou androany malomaloka zany :oops: :( :cry:

9. Oay
(
10/03/2009 12:49)
yuka:
mapte hitomany zany ny mieritreritra ny vahoaka gasy :cry:
sady za kou androany malomaloka zany :oops: :( :cry:
Tena mampalahelo mihintsy ny mahazo antsika Malagasy,
yuka a! ny mahavoa ny olona aki d izao tia tena (egoïste) ka rehefa tsy miatraika @ tenany ny zavatra iray d tsy rarahany an, d jereo ny vavan'i penguin hoe aleo hihinanan'ny nem-ny,
Fantatr'i yuka tsara fa i Oay d tsy TIM sady tsy TGV fa mahita an'izao vao² hoe may izao ny tranon'i Guy Rivo Randrianarisoa d tsoriko fa malahelo aho satria mamaly faty ny olona marina fa hoe bevava i Guy Rivo Randrianarisoa fa na izany aza, d tsarovy fa hitsoaka any andafy i Guy Rivo satria tany izy iny no hitan'i Marc Ravalomanana d any indray izy no hanomana ny valifatiny d ohatran'izay foana ve no hiainan'ilay firenentsika mampalahelo an!
Fa manao ahoana ny andro any aminareo any ry yuka no malomaloka i ndry!
Aza mora taitra raha tojo ny mafaitra fa asio siramamy ary refa lasa ny andro ratsy hibalika indray ny andro.Tsiky dia Ampy é!
10. mpaoly
(
10/03/2009 13:19)
Oay:

io lé ozy zà oé
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA AKORY NY MALAGASY
mifanao valifaty hatrany, hitsoka koa zao ra8 klou, dé hamalifaty avy any lavitra ndjay ko ref'veo,
11. vahiny2004
(
10/03/2009 13:33)
mpaoly:
io lé ozy zà oé
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA AKORY NY MALAGASY
mifanao valifaty hatrany, hitsoka koa zao ra8 klou, dé hamalifaty avy any lavitra ndjay ko ref'veo,
"fihavanana" foana no averimberina kay ny kobay an-kelika daholo ihany
Tsy maty voalavo an-kibo foana izany, sao dia tokony hihinana deratox daholo e :-)
12. xxx
(
10/03/2009 13:34)
Zé mahay vava dia handray ny anjarany, io fomba fiteny io anie mila amboarina fa tsy avy avy ohatr'ireny enao e !
Fa rehefa ny tarik'i TVG no misy mahazo azy dia tsy mapalaleo fa rehefa ny an'ny tim dia mampalahelo ? io malomalok'endrika io dia manambara fa pro tim enao, zahay zao miramirana fa fantatray fa tsy maintsy hiala ihany ra-8 na ho any na tys ho any e ! zay kou no tadiavinay, tsy dia hoe mila tgv oatra zahay fa ravalo mialao no irinay, zahay tsy mila mpanararaotra ny hatsoran'ny gasy kely, satria ve zahay mahantra dia taingenana ? nefa izy efa manambe ? zahay mba te-hanao rproduit laitier tsy mahazo fa monopoliser-ny
Dia mananatra an'ireo izay mbola ho ao hoe tandremo ny atao fa ny tody tsy misy fa ny atao no miverina hozy ny fitenin'ny gasy !

13. mpaoly
(
10/03/2009 13:41)
vahiny2004:
mpaoly:
io lé ozy zà oé
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA AKORY NY MALAGASY
mifanao valifaty hatrany, hitsoka koa zao ra8 klou, dé hamalifaty avy any lavitra ndjay ko ref'veo,
"fihavanana" foana no averimberina kay ny kobay an-kelika daholo ihany
Tsy maty voalavo an-kibo foana izany, sao dia tokony hihinana deratox daholo e :-)
d tsy haiko fa zà ko vahiny ko
:lol: :lol: :lol: :lol:
15. yuka
(
10/03/2009 15:35)
Oay malalaka be ianao misera,malalatsaina no tiko tenenina :)
aty aminay mandrivondrivotra,efa sasakalina aty zao
misaotra rakizy mbola eto daholo tsika aa!
fa ataovy milamindamina amizay aloha ny ato ee! :D

17. andrywui
(
10/03/2009 16:40)
hoy Mirananirina :::
aiza le sary anakiray ry Mirana ??? tsy mety kosa zao manovanova sary eto zao kah !!! alazako amindrahery ialahy ry Mirananirina ra tsy averinla eo le sary mba mapme ahy isaky ny manokatra ato iny !!!! ha ha ha ha aha aha tezitra ndray zao i Mirana !!!! ha ha ha aha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. Mpandefa : Mirananirina [ Valio ] 10-03-2009 15:15:37
Lohateny : Re : MAY NY TRANON'I PDS GUY
Tsy vanona izay mpandoro trano
aiza le sary anakiray ry Mirana ??? tsy mety kosa zao manovanova sary eto zao kah !!! alazako amindrahery ialahy ry Mirananirina ra tsy averinla eo le sary mba mapme ahy isaky ny manokatra ato iny !!!! ha ha ha ha aha aha tezitra ndray zao i Mirana !!!! ha ha ha aha =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
18. Oay
(
10/03/2009 16:58)
yuka:
Oay malalaka be ianao misera,malalatsaina no tiko tenenina :)
aty aminay mandrivondrivotra,efa sasakalina aty zao
misaotra rakizy mbola eto daholo tsika aa!
fa ataovy milamindamina amizay aloha ny ato ee! :D
Misaotra an'i yuka é! milamina io fa ny zavatra hirariana sy hivavahana @ ilay Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina d mba hitahiany an'i Madagasikara ka holasan'izay anie ny ratsy fa mba ny tsara no hifanondiavantsika Malagasy!
19. andrywui
(
10/03/2009 17:09)
HOY YUKA DE !!!
MARINA IZANY RY YUKA !! FA TADIDIKO LE YUKA FALIFALY BE TAMLE MINISTERA TSY AZO FA NITSEFOTRA INY !!! VAVA MOA ZANY NATAON'I YUKA INY !!!! KAY ZAO IZY TY LASA TE HITOMANY NDRAY !! MALOMALOKA HATRY NY OMALY FA EFA MANDINDONA AZY NY AHAZO NY TIM ha ha ah aha ah :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
mapte hitomany zany ny mieritreritra ny vahoaka gasy
sady za kou androany malomaloka zany
MARINA IZANY RY YUKA !! FA TADIDIKO LE YUKA FALIFALY BE TAMLE MINISTERA TSY AZO FA NITSEFOTRA INY !!! VAVA MOA ZANY NATAON'I YUKA INY !!!! KAY ZAO IZY TY LASA TE HITOMANY NDRAY !! MALOMALOKA HATRY NY OMALY FA EFA MANDINDONA AZY NY AHAZO NY TIM ha ha ah aha ah :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. fijo
(
10/03/2009 22:00)
izao ve no hitondra firenena?????toa fanimbana firenena no tena hita aloha izao