mitady sipa @ le manala azy fotsiny
1. rabedla
(
10/03/2009 09:27)
ny sipa kay tena tian'io zavatra io an????
novalian'i cartina ny 14/07/2010 16:27
2. Mirananirina
(
10/03/2009 14:31)
ie,tianay daholo ka,na biscuit,na chocolat,na ravitoto na tsaramaso
8. kotobekibo
(
10/03/2009 22:56)
aiza akory izay kôzy hoe mitady sipa manala azy eo ? 8O
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
10. diamondra27
(
13/03/2009 12:00)
he he he ary koditra koa dia mahita lazaina an!
dia ahoana hono ny valiny?
fa ahoana kay zany sipa manala azy zany e,
za manokana aloha dia tena manala azy mihintsy rehefa eto amin'ny forum e!
reraky ny asa any dia eto no mba mime sy otran'zany
dia ahoana hono ny valiny?
fa ahoana kay zany sipa manala azy zany e,
za manokana aloha dia tena manala azy mihintsy rehefa eto amin'ny forum e!
reraky ny asa any dia eto no mba mime sy otran'zany
11. diamondra27
(
13/03/2009 16:07)
rabedla: sao de tokony handrana le KOBA MAlagasy ianao aloha pour commencer ;-) ;-)
12. Papoose
(
13/03/2009 18:39)
vao maika hanalany azy raha any anelakelan-trano no ahitany ny koba vao mafana :-D
14. sourira
(
15/03/2009 11:32)
rabedla:
ny sipa kay tena tian'io zavatra io an????
aiza koa dia ny sipa no tena tian'io zavatra io eo!! ny lehilahy no tena mpankafy!! be resaka !! lol
16. gabidemony
(
18/03/2009 11:17)
zany ra KODITRA ah! sao de hanandrana ny KOBA malagasy 100% n'i DIAMONDRA27 hono nareo?
sambatra kosa ela misy manome koooooou
sambatra kosa ela misy manome koooooou
19. diamondra27
(
19/03/2009 15:23)
gabidemony: tsy tia koba ngamba lesy izy a!
ari.malala: za koa aza no rarakivy am le reponsandranamana :-D :-D
ari.malala: za koa aza no rarakivy am le reponsandranamana :-D :-D
20. gabidemony
(
19/03/2009 17:08)
ohaniko eo io koba io ra miveravera eo ra koditra,sady mbola varina mifoka sigara ko mo lery eo io tsssss...
De ataovy ko hoe atakalon'lah sigara ny kobany....
HANIKO EO IO AH!?
De ataovy ko hoe atakalon'lah sigara ny kobany....
HANIKO EO IO AH!?
