mitady sipa @ le manala azy fotsiny

21. gabidemony ( 19/03/2009 17:14)
òtran'matsiro alo ny fahitako azy eto zao ko!!
Mapilendalenda mintsy,tena mampitsiry tandroka an'i Gabidemony mintsy ty 8O
22. Papoose ( 21/03/2009 00:02)
zao ny ol te hihinana koba daholo
23. kotobekibo ( 26/03/2009 00:22)
Aza manao izay mampa-noana an! izao ny kiboko mangoraobaka mihitsy !
Ohaniko eo dôly fah ! ( ny vhv ihany io an ! ) :-D :-D :-D
24. ari.malala ( 26/03/2009 05:21)
:-D :-D :-D ny kibon'ikotobekibo kosa efa zandrin-davaka mints k :-P =)) =)) =))

diamondra27 tapaka mints ny tsinaiko mamaky ilay izy akia!
25. cartina ( 14/07/2010 16:27)
atraty daholo no tia zavatra io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2095