Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endrika01 ( 04/05/2009 15:33)
FANAMPIANA RAHA AZO ATAO
Zaho io namana,mila fanampiana za, tena sahiran-tsaina mafy mahintsy,indrindra aminy fametrahana tsikera aminy sary ny namana serasera.Atao aona kay ny fametrahana tsikera maha alezy ny namana.Mba ome... tohiny
novalian'i endrika01 ny 10/05/2009 20:17
vaotonga ( 04/05/2009 15:14)
Tena ho tafalatsaka anaty fandrika lalina ny Firenena
Henoko t@ RDB vao t@ 4ora teo fa hamatsy vola ny HAT ny SAODIANA(Saoudi Arabie).Ny mahagaga dia ny Firenena rehetra maneran-tany dia manapaka ny fanampiana ara-bola an\'i M/car fa ity Firenena izay vo... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 05/05/2009 08:49
kally ( 04/05/2009 14:27)
Ha zalah!
Dia variana aho rehefa mba mandalondalo eto ka tsy aritro intsony ny farany. Mifanasa vangy, dia mifandrangitra, dia mifanompa...no hitako rehefa resaka momba ny toe-draharaham-pirenena no mandeha et... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/05/2009 22:46
hery ( 04/05/2009 14:21)
Capsat: kidoro avy koa angalarina
Sa izany ve no hoe kidoropamba? lolll mampalahelo ny capsat fa zany hoe taolana ny nify. Soa ihany fa roa volana sisa. [quote=gazety taratra]Ans Ampefiloha Fandriana 75 sy kidoro 50 lasan’ny... tohiny
essera ( 04/05/2009 13:49)
Ho tratra ihany ve ilay telo volana ???
Saliii daholo a ? Noho ny tsy fahafantarako dia mba hamerina hanontany kely aho hoe : 1/ Tsy mila ny TGVendrana marina ve ny vondrona afrikana sy ny sisa, ary tsy handray azy. Ny tsy azoko mantsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:25
Noue ( 04/05/2009 13:36)
Tsy te ho complices hono ry zareo ka hilaza ny marina
[size=80][color=red][b]Des employés des organismes internationaux ne veulent pas étre complices de ce coup d’état Leur sécurité menacée, et ne voulant pas étre jugés « comme complices ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/05/2009 12:18
TEGEVE ( 04/05/2009 11:24)
HATAO @ FARAN6NY TAONA VE NY FIFIDIANANA PRESIDENT M/CAR???
Anaka isany , Miady hevitra tanteraka izahay ato @ foibe ny @ io resaka io,be ny tsy manaiky ato fa mbola tsy miorina tsara ty tgv ty [b]Miomana ianareo fa tsy zakanay ty fitondrana ty! Efa mikor... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 17:33
kidoropamba ( 04/05/2009 11:18)
Tsy misy scanner mahazaka iny lohabe'ny Manandafy iny
Nogadraina zahay dia tsy hita Manandafy mba niaro. Io ary izy izao mitaky scanner izany satria nidona t@ rindrina ny lohany. Tsss! avelao maty any fa tsy misy mandraharaha an'i manandafy eo e. Tok... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 16:19
artefy ( 04/05/2009 10:41)
kajy an-kandrina
iangaviana indrindra mba tsy hisy hampiasa machine à calculer na izay rehetra azo anaovana kajy ankoatry ny handriny :D Nitondra bus iray ianao niala teny ankatso ho eny 67ha, ataontsika hoe l... tohiny
novalian'i xxx ny 27/05/2009 10:31
pisony ( 04/05/2009 10:30)
mpankafy AVM
Salut daholo! Izaho dia anisany ireo mpankafy be an 'i AVM. Zao ry zareo efa tsy miaraka tsony nefa milay le hira sy le fampiaraham-peo. Tsy fantatro oe naninona. :!: Raha mba misy manana cd na con... tohiny
ravalotgv ( 04/05/2009 09:02)
vaovao farany androany
tsy misy fa samy mitady fa tsy misy ny biziny lasan ny capsat daholo tsy mande ny clic internet sniff tcrouff :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 17:34
andrywui ( 04/05/2009 08:13)
iRINAH avy moa de tsy haindry penguin kou !!!
nefa politika no hilingilingina hatao ko !! rehefa tsy maharaka vaovao ry papa xde aza mifanotanitany eto fa mitadiava source any toi a!!! ianao kou toa efa vizan'ny manohitra fanjakana lava de mitent... tohiny
novalian'i penguin ny 05/05/2009 13:41
penguin ( 04/05/2009 07:25)
Iza marina moa ty RINAH solon-tenan'ny sesin-tany ?
Ny mpitolona tao amin'ny 13 Mai izay nanampy tosika an'i andry tgvendrana sy ry roindefo monja vé mba nampahafantarany ny tena marina sa dia faly manosika fotsiny? Nanitrikitrika ery ty RINAH nijoro ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:01
nioramamy ( 04/05/2009 07:20)
pc
Miarahaba antsika rehetra, Mitady sao mba misy namana mahay manao reparation ordinateur portable. 'il ne s'allume pas" Misaotra mialoha, ary manantena fiaraha- miasa. NIORA... tohiny
novalian'i nilex ny 04/05/2009 09:43
xxx ( 04/05/2009 00:34)
Ny fifidianana manaraka.
Raha ny zavatra miseho eto @ tany sy ny firenena @ zao fotona izao no dinihina dia tsy tokony ahazo alalana hilatsaka ho fidiana aloha ireo izay efa nitondra teo aloha. Ny antony dia hita fa mbola fe... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 20:58
bazylou ( 03/05/2009 21:47)
vaovao izao alina izao
**Contenneur 4 no eo anosy @zao mitondra ny entana ho an'ny TVM!!!! **URGENT : Mr Ralitera Président de la sécurité de la HCC est dans le coma depuis 16heures cet après-midi, ils l’ont emmené... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 17:41
xxx ( 03/05/2009 21:33)
ny ao ambadik'izao rehetra izao: ny FRANCAFRIQUE
mba jereo tompoko ity video ity http://www.youtube.com/watch?v=AeTh8NYRWPo&feature=PlayList&p=6CC1B18ABF02C723&playnext=1&playnext_from=PL&index=1 fa manazava amin'ny antsi-pirihany ilay ramatoa momba... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 04/05/2009 21:35
xxx ( 03/05/2009 20:16)
misy basy mioapoaka ao antaninarenina ao
mipetraka aty isoraka izahay fa maheno basy mipoapoaka manao tifitra rafales type AK 47 :roll: :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 21:32
lemenakely ( 03/05/2009 18:56)
Mitombina ihany ve hoe iza no ao ambadik izao?
Raha arahina tsara ilay video asa mitombina ve hoe iza marina no tena ao ambadik izao http://www.youtube.com/watch?v=o8MgF2Y7yjM... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 21:18
tovolahy007 ( 03/05/2009 17:31)
Ka tsy izay vao ho loza ra tena marina ity..?????
Miarahaba e! Manahy mafy ny tena raha nahita ity resaka ity izay nolazaina tany Addis Ababa. HO LOZA RA TENA IO NO HISY. Diplomats attending the meeting expressed concern that Mr. Rajoelina appe... tohiny
novalian'i milamm ny 05/05/2009 12:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8784