Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue ( 03/05/2009 16:52)
Plusieurs milliers de légalistes se sont réunis aujourd’hui
[b]- Plusieurs milliers de légalistes se sont réunis aujourd’hui à Ankorondrano pour « préparer une semaine décisive » [/b] sao dia mba misy mahafantatra oe inona io semainte décisi... tohiny
novalian'i Mio21 ny 04/05/2009 15:06
ravalotgv ( 03/05/2009 14:22)
MFM CONTRE HAT ET TM
zany ndray zao no tokony hatao gera sniff trouff ndana fa tsy ndao sniff tchrouff :@ :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 12:25
diamondra27 ( 03/05/2009 13:07)
Razily ooooooooo
Tena tsy hay zay niafaran-dRazily fa sao mba nisy nahita azy e! Efa mandeha zao ny petition any ambadika any , zay tsy naharaka dia mitenena... tohiny
Noue ( 03/05/2009 13:03)
Pour la Liberté et le Respect des Droits de l’homme, NDAO !!
[size=80][color=red][b]Le collectif GTT « Gasy Tia Tanindrazana » organise à Paris le samedi 09 mai une grande marche « Pour la Liberté et le Respect des Droits de l’homme contre le kidna... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 15:13
hery ( 03/05/2009 10:06)
Mbola ao daholo ve?
Vita izay ny iray volana... nandalo faran'ny volana voalohany taorian'ny naha filohan'ny HAT an'i Rajoelina isika. Mbola velona daholo? Mbola maharaka daholo? Nandray karama tsara daholo? Mbola tsis... tohiny
novalian'i Oay ny 04/05/2009 15:20
badboy ( 03/05/2009 09:09)
Manandafy = Mister Gafy!!
Efa ela ihany no nahenoana izany anarana Manandafy izany ary ny tena hahenoana azy dia @ andro misy koroana!! Mahagaga ihany!! Manarak'izay rehefa tonga eo @ fitondrana ranamana dia tsy hita akory iza... tohiny
novalian'i xxx ny 03/05/2009 18:58
YASY ( 03/05/2009 08:12)
Praiminisitry ny Légaliste sy ny fanamborana azy
Eto ampanombohana aho de efa manontany tena sahady hoe "Inona no mba nanekeny io fanendrena azy io?" nefa olona tokony efa hitazana fotsiny no ataony @ zao?, matoa tsy nahazo io toerana io hatramin'iz... tohiny
novalian'i Mio21 ny 04/05/2009 15:28
Mirananirina ( 03/05/2009 07:46)
fa maninona kay isika no manaiky
Ireo firenena ivelan'i Madagascar no tena fositr'izay ady zao,avelany isika hiady antrano ao,fa izy mitsetritra ny mamy ihany. Lasany daholo ny volamena......sns.......mampalahelo. Eritrereto hoe:ta... tohiny
novalian'i Noue ny 03/05/2009 12:48
ravalotgv ( 03/05/2009 07:44)
vaovao momba ireo maty nisy nitifitra
fantatra izao hoe iza no nitifitra hono saingy mampisalasala be ihany fa tsy tifitra basy hono no nahazo ireo fa grippe porcine sniff tcrouff :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 21:54
Lalaina2009 ( 03/05/2009 07:30)
Fan de Rah-Ckiky
Je suis fan de Rah-Ckiky et je voudrais vraiment le lui faire savoir. J'ai adoré son disque Mi-vibr et ses chansons passent en boucle à la maison, au grand dam de mes enfants et de mon mari qui comm... tohiny
sitlo ( 03/05/2009 01:23)
do re mi
Sao mia misy mahay mamadika Do Re Mi ho A B C D... Ity hira ity no tiako atao amin'ny gitara. http://www.ien-lafertesousjouarre.ac-creteil.fr/spip/file/2scarabees.pdf... tohiny
novalian'i imeva ny 07/05/2009 13:54
lemenakely ( 02/05/2009 21:08)
Tsy mety miarin- doha mihintsy ny toe- karena malagasy!..
Ohatran ny mba tsy rariny ihany ny toetsainan ny mpanao politika malagasy sasantsasany, satria dia isaky ny mba miarindoha Kely ny économie nationale dia ataony izay hiverenana @ 0 lava izao...Mahon... tohiny
novalian'i penguin ny 04/05/2009 09:40
xxx ( 02/05/2009 21:04)
Teny @ Mozole
Ny Asabotsy hariva lasa teo, raha handeha hody iny aho satria avy nanatitra sipa teo Ankatso, ka nanitsy teo @ ilay lala-manapaka ao ambadiky ny Mozole iny dia nahare feon'olona maromaro mivory. No... tohiny
novalian'i xxx ny 04/05/2009 00:24
locl ( 02/05/2009 19:54)
Mba toroy hevitra zahay
Omaly dia nisy conférence natao tao geneve, debat moa izany no natao tao, marihina fa ny eto Suisse dia tsy mbola nisy ny mpanetsika fa vao omaly no voalohany ary ry zareo avy any Belgique sy France ... tohiny
novalian'i Noue ny 03/05/2009 09:38
bazylou ( 02/05/2009 17:14)
ty ny saosy ary e!!
http://www.apanews.net/public/apa.php?page=index&date=2009/05/02 :-P :-o ... tohiny
Noue ( 02/05/2009 16:48)
Tsy maintsy hipoaka io
Efa fantatra hatramy zay oe la frantsa no tao ambadiky ny coup d'état fa atsy ho atsy dia tsy maintsy hipoaka ny fahamarinana [size=70][color=red][b]Selon une information rapportée par Les Nouvel... tohiny
bazylou ( 02/05/2009 16:06)
hisy indray hoe
ny session parlementaire e!! amin'nytalata io... tohiny
bazylou ( 02/05/2009 15:48)
efa nivadika daholo izao
ry sylla sy ny depute tim 28 efa nanaraka an'ny tgv, ry radavidson , efa iny niseho tamin'ny tv+ iny ry rajemison koa efa lasa tgv, Mialy Rajoelina efa tonga any Mada .... dia mbola hiantsoantso... tohiny
novalian'i ndenn ny 03/05/2009 10:45
xxx ( 02/05/2009 15:39)
Aiza ianao Andriamiseza a ?
7 taona izay no lasa, fandaharana toa an’ny « Aoka hazava » na mivantana niarahana tamin’Ismaël Razafinarivo tamin’ny Antsiva no nahalalanan’ny olona an’Andriamiseza. Mahavaly ny fa... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 07:36
sitlo ( 02/05/2009 12:16)
Manandafy Rakotonirina a été accusé de "coup d’État"
Efa hatry ny ela mihitsy TGV no manilika ny ratsy ataony any aman'olona io. Ny olona taritiny no mandoro tanàna dia lazaina fa Ravalomanana. May ny afo natsangany ny mpanohana azy dia lazaina fa ... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 07:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6396