Manandafy Rakotonirina a été accusé de "coup d’État"

1. sitlo ( 02/05/2009 12:16)
Efa hatry ny ela mihitsy TGV no manilika ny ratsy ataony any aman'olona io.

Ny olona taritiny no mandoro tanàna dia lazaina fa Ravalomanana.
May ny afo natsangany ny mpanohana azy dia lazaina fa ny miaramila.
Ny miaramila taritiny no mitifitra olona dia lazaina fa olona any anaty 4-4.
Mbola be dia be...

Fa amin'izao, izy no manao coup d'Etat dia lazaina fa Manandafy indray. =))
novalian'i ravalotgv ny 03/05/2009 07:38
2. Noue ( 02/05/2009 13:23)
ka tsy hainy ny dikan'oe coup d'état =)) =)) =)) =)) =)) =))
asa re oe ahoana kay zany fanaovana coup d'état mipetraka tsara ao @ chambre-ny zany, matory en pijama dia manao coup d'état ??? :-D :-D :-D :-D :-D
3. ELEFANTA ( 02/05/2009 15:30)
Tsy zakan'ny lohako intsony ny zavatra mitranga

Complice amin'dry tgv hatramin'i Rajemison Rakotomaharo

Na dia nivazavaza be aza aho omaly ka nipitika hatramin'ny lelako
dia toa ry tgv indray no nahazo ny rariny
4. xxx ( 02/05/2009 15:33)
fisaka ny marina ka sarotra tadiavina. fa dia mampamangy @ fahooriana e!
ianao kosa angamba no tena mpanilika ny diso amin'ny hafa akory atao baba
ombay mitady elefanta tsy misy mpikoty
5. xxx ( 02/05/2009 15:33)
Na dia nivazavaza be aza aho omaly ka nipitika hatramin'ny lelako
dia toa ry tgv indray no nahazo ny rariny
tandremo sao ny solonify no mipitika ary e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 02/05/2009 15:35)
efa nipitika ny solonifin'ny maivavabe
7. besandry ( 02/05/2009 15:40)
Mahaiza mihaina , hivavaka no aleha ao fa tsy hifampiandany vokatry ny haratsiampo sinon 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
8. xxx ( 02/05/2009 15:41)
Siora mihintsy besandry a!
9. ELEFANTA ( 02/05/2009 15:55)
Lany ranomainty ny stilo ako dia angady mondry no ampiasaiko
10. ravalotgv ( 03/05/2009 07:38)
tsss asio gera kely aloha fa tsy mande ny site serasera sy sobika ary topmada ee
tsisy clic clic tsony

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2716