Tsy mampiady biby tsy miady zany. Ny sefo Manandafy ary efa tsy eo intsony.
Ny fahita @ film dia ny sefobe @ farany vao tratra fa ity ny sefobe ndray no tratra mialoha. Dain, film ratsy be.
Diso be le hevitrao ry Mio tsy film ity zavatra hitanao io fa raharaham-pirenena,noho izany dia mitohy foana fa miana koa ny firenena
R aiso an-tsaina hoe film ny tokantranonao, ka misy manjo ny ray mpianakaviana ,(sanatiavina izany) dia tapitra hatreo ve ny fianakavianao sa ianao no handray an-tànana ???