Mba toroy hevitra zahay

1. locl ( 02/05/2009 19:54)
Omaly dia nisy conférence natao tao geneve, debat moa izany no natao tao, marihina fa ny eto Suisse dia tsy mbola nisy ny mpanetsika fa vao omaly no voalohany ary ry zareo avy any Belgique sy France aza no nankaty nanentana tao.
Fa mihevitra ny hanao fihetsiketsehana zahay fa tsy hainay hoe iza no mba afaka manao organisation, sao mba misy afaka manome anarana olona.
NB:Marihina fa sy tonga tao ingahy Rajemison "ambassadeur Madagascar" ao Geneve satria efa maromaro ihany ireo Malagasy niandry azy tao anisan'iany ny tenako noho izy namonjy ny fivoriany HAT.
novalian'i Noue ny 03/05/2009 09:38
2. xxx ( 02/05/2009 20:26)
mihevitra ny hanao fihetsiketsehana zahay fa tsy hainay hoe iza no mba afaka manao organisation, sao mba misy afaka manome anarana olona


Ataovy amin'ny anaran' i Ra8 sy TGV e! Ireo zao no vedettes eto Imerina
3. salopard ( 02/05/2009 20:55)
Fa mihevitra ny hanao fihetsiketsehana zahay fa tsy hainay hoe iza no mba afaka manao organisation, sao mba misy afaka manome anarana olona.
NB:Marihina fa sy tonga tao ingahy Rajemison "ambassadeur Madagascar" ao Geneve satria efa maromaro ihany ireo Malagasy niandry azy tao anisan'iany ny tenako noho izy namonjy ny fivoriany HAT.


aza miteniteny izany organisation izany, avadiho dieny izao ny palitao ra-zoky, fa mbola tsy tara a!
volabe ao suisse io ve rangahy tsy azahoana veste maromaro a, sady mila veste 3 farafahakeliny izao, satria hisy ny fifidianana, dia tsy hay hoe iza no hahazo, dia veste hafa indray izay....

sao lasa miverina miasa any @ sexshop toa a'ni Fijo eo , na manao menage toa an'i Mirana eo vao..., raha mahazaka moa ny aina ka mbola 20 ans toaan-dry majakely sy YUKA sy mirana, tsy olana, tsy misy asa ratsy tsinona.... fa rehefa manify hoza-body sy hoza-pe, no bedabonaka toan-dry NOUE dia attention, tsy mora izany menage izany...
raha tia'n'toi hatao ihany le organisation, dia omeo ny chiffre, fa expert @ io ny akamanao,

tsy ampy dôzy aloha, fa sao misy any e! dia miala @ le karama-n'le organisation raha raikitra e!

sniff, tchouff, humm... glou, glou...
4. locl ( 02/05/2009 21:26)
tena salopard marina rangahy, tsy misy hafatsy vola ny ao andoha, ary tena loza fa andripaka ny gripa TGV kay ao Dago ao.
aleo zahay ihany no hanao zay vitany eo fa nareo zany toa tena tsssssssss!
5. ravalotgv ( 03/05/2009 07:24)
ataovy resaka fivarotambodky de mande be io

sniff
tcrouff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
6. Mirananirina ( 03/05/2009 07:52)
sao lasa miverina miasa any @ sexshop toa a'ni Fijo eo , na manao menage toa an'i Mirana eo vao..., raha mahazaka moa ny aina ka mbola 20 ans toaan-dry majakely sy YUKA sy mirana, tsy olana, tsy misy asa ratsy tsinona.... fa rehefa manify hoza-body sy hoza-pe, no bedabonaka toan-dry NOUE dia attention, tsy mora izany menage izany

az be fialonan ry salopard a,tena mendrika anao io anarao io an.Nahita ahy nanao menage marina ianao an :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. Noue ( 03/05/2009 09:38)
locl:

Omaly dia nisy conférence natao tao geneve, debat moa izany no natao tao, marihina fa ny eto Suisse dia tsy mbola nisy ny mpanetsika fa vao omaly no voalohany ary ry zareo avy any Belgique sy France aza no nankaty nanentana tao.
Fa mihevitra ny hanao fihetsiketsehana zahay fa tsy hainay hoe iza no mba afaka manao organisation, sao mba misy afaka manome anarana olona.
ianareo tonga tany ve dia tsy mba niresaka momba an'io ?? satria tsisy afatsy ianareo any iahny no afaka manendry koo


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2111